« Musique et élevage : La solution pour des animaux plus sains ! »

« Musique et élevage : La solution pour des animaux plus sains ! »

7 hours ago
HEY, MBA AMPIHAINOY MOZIKA NY BIBY FIOMPINAO. ENY, RESAKA MATOTRA ITY
Fantatrao moa hoe ny korontana dia mety hampitotongana ny fanatodizan’ny akoho anaty fotoana fohy na ny famokarana ronono? Mety hanamora ny fidiran’ny aretina eo amin’ny fiompiana rehetra? Ary mety hanakana ny fitombon’ny biby fiompy ho tara? …
AMPIHAINOY MOZIKA IZY IZY DIA HO HITANAO FA HIAINA MILAMINA KOKOA NY BIBY FIOMPINAO KA HO TSARA NY VOKATRA
————————————————
1. Mozika milamindamina no fampiasa. Mampitony ny biby fiompy ny fihainoana azy ka misoroka ireo mety hitondra fikorontanana ho azy rehetra
2. Amin’ny toerana be korontana na misy biby hafindra toerana tsy mahazatra dia ny fampihainoanao azy mozika malefaka dia manampy azy ireo hanadino ny tebitebin-tsainy
3. Rehefa miaina milamina sy mankafy ny andro iainany ny biby dia voaporofo fa mampiakatra ny famokarana ronono izany, mampiakatra ny taham-panatodizana ary manafaingana ny fitombony
Noho ireo santionana tombontsoa amin’ny alalan’ny fampihainoana mozika ny biby fiompy ireo, manana anjara asa lehibe tsy voavidy vola ho an’ny famokarana ny fandefana mozika ao amin’ny toeram-piompiana, ny amin’ny fitombo ary ny famokarana mihitsy
Mirary soa ho an’ny fahombiazanao izahay:
_ Tranombarotra LIDA Anosibe
_Malagasy Mandroso/034 50 067 89
Aza hadino, ho anao mitady fiofanana tena feno sy hahafahana manangana fiompiana tena mahomby:
—————-
NY ALATSINAINY 23 – 24 – 25 – 26 SEPTAMBRA IZAO, FOTOANANTSIKA ETO ANTANANARIVO

Grand Ferme De Mada

Les commentaires sont fermés.