astuce fahasalamana
Androany isika dia iresaka tombotsoa amin’ny fampiasana Betterave
Ny betterave dia manakarena magnésium, Calcium, fer, phospore, chlore…
Ahitana vitamine A _ C _ B3 _ B9
Miaro amin’ny aretim_po
Mampadio ra (sang) ary tsara ho an’ireo olona ts ampy ra
Misoroka cancer mety hiditra amin’ny vatana
Manasitrana Kiste sy Fibrome
Manampy betsaka ho an’ireo olona marary tsinay
Miaro ny tsinay tsy anify
Manadio sy miaro ny fiasan’ny voa
Manadio ny lalan_dra izay mitady ho tsentsina
Miaro amin’ny Cholestérol
Dia izay no azo nozaraina fa mirary soa antsika rehetra

Randria Natoky

Les commentaires sont fermés.