Pain Choco Feuilletée : Délicieux et Prêt à Cuire

Pain Choco Feuilletée : Délicieux et Prêt à Cuire

Pain Choco feuilletée tonga dia vonona
Tsy mila misahirana mikosoka intsony fa mahandro sisa.
21000ar ny 530g ( 8 à 9 pcs eo eo miankina amin’ny habeany)
Feuilletée tsara fa tsy brioche
Alefaso ary ny kaomandy fa ho aterinay any aminao.
Frais de livraison miankina amin’ny toerana misy anao
034 97 290 98

Paty Vonona

Les commentaires sont fermés.