Quand le #boss te dit qu’il veut absolument faire le pétrissage lui-même
So proud
#sakafo
Hizara bon plan kely aminareo aho androany. Inona no #jusdefruitsnaturels tena ankafizinareo ? Andramo anie ireto d surtout fa bien glacée Sady en plus mbola misy vaingana #fruits ao anatiny an Miaaammm #sakafo
Hizara bon plan kely aminareo aho androany.
Inona no #jusdefruitsnaturels tena ankafizinareo ?
Andramo anie ireto d surtout fa bien glacée
Sady en plus mbola misy vaingana #fruits ao anatiny an
Miaaammm
#sakafo
Atelier du soir Dia niezaka namoaka endrika mofo « je ne sais pas trop quoi » ireto #boss ireto omaly Hafaliana no nihinanany azy avy eo an Ary ny anareo, inona no #ateliercreatif ataonareo miaraka @zaza anaraeo ? #sakafo
Atelier du soir
Dia niezaka namoaka endrika mofo « je ne sais pas trop quoi » ireto #boss ireto omaly
Hafaliana no nihinanany azy avy eo an
Ary ny anareo, inona no #ateliercreatif ataonareo miaraka @zaza anaraeo ?
#sakafo
« Fromages, gratins, pizzas, tacos : le trio gagnant ? »
2 hours ago
Nareo koa ve mankafy mihinana gratin na pizza na tacos be #fromages be ireny ?
Matsiro ery ny #sakafo rehefa de qualité ilay izy e ?
Bonne semaine daholo
« Goutons des gratins, pizzas et tacos au fromage ! »
2 hours ago
Nareo koa ve mankafy mihinana gratin na pizza na tacos be #fromages be ireny ?
Matsiro ery ny #sakafo rehefa de qualité ilay izy e ?
Bonne semaine daholo
« Kilonga Kelinareo : Un Délice Malgache »
18 hours ago
Maman ô, kilonga kelinareo koa ve be doungy #clarinette @zao andro mafana be izao ?
Raha misy liana dia afaka mandray #commande izahay an !
Sady amin’ilay misy ronono mamy tsara anie e
Prix gros : 150Ar/pc
#sakafo
« Bandy Akama Milay : Une gourmandise à venir »
15 hours ago
Bandy akama milay, en cours de préparation
#charsuipork #sakafo
« Recette Bandy Akama Milay: Un Délice Malgache »
10 hours ago
Bandy akama milay, en cours de préparation
#charsuipork #sakafo
Cake moelleux fait maison : Un délice à 8 000 Ar
18 hours ago
Maro ianareo no manomboka mankafy an’ito #cakemoëlleux ito
(za tena anisany
Ary tsy manao #faitmaison ve hoy nareo anaty MP ?
Siiiiiii, ary anisan’ny #speciality anay ilay izy sady @vidiny 8.000Ar ilay GM
#sakafo
« YAOUH : Le Début Parfait de Votre Journée »
13 hours ago
Quoi de mieux qu’un bon #yaourt pour bien démarrer sa journée
Certains ont choisi YAOUH
et vous ?
#sakafo