Catégorie dans Abonnement alimentaire

Nem préparé: Un délice à partager

8 hours ago
« Nem préparé » :
1) 15 pièces 1 paquet
( Toto-kena sy fangaro maro samihafa..)
Prix:6000ar
2)15 pièces 1 paquet
(Toto-kena sy fromage Ary fangaro samihafa..)
Prix :9000ar
Livraison isaky ny sabotsy.
Récupération besarety.
Minimum commande : 2 paquets
+ Aza misalasala mandefa mp Ann

« Zana-trondro Carpe Royal : Qualité Supérieure »

Ranto pisciculture
Cultural Center
Send message
Ranto pisciculture is at Ambatolampikely.
August 16
Salama ô, raisina hatrany ny commande ho an-tsika mila zana-trondro tsara kalitao , carpe royal
Etsoy ary ny 0349651027 na miditra mp
Vidiny 200ar hatrany

SOSISYYY au poulet : Un régal à partager

Entrepreneur
Send message
R.A events
6 days ago
SOSISYYY au poulet O
Azahoana tombony tsara raha mbola ivarotra an
Paquet de 10 pièces :7.000 Ar
Paquet de 20 pièces : 14.000 Ar
(Mandefa en kg koa izahay
NB : Ny commande rehetra dia alefa 1 andro mialoha
: +261381537002
:Naha manantona mp mivantana raha anao commande
Hum

Formation Transformation Fruits – Tranombarotra LIDA Anosibe

2 days ago
INDRO OMENAY ANAO ETO NY TSIAMBARATELON’NY FANODINANA NY VOANKAZO
Ny voankazo rehetra dia azo ahodina ho karazan-javatra maro be avokoa, fa eto dia haka ohatra voankazo iray isika hahafahana manangana asa tena tsara aorian’ity fizarana ity
—————————–
ZAVATRA ILAINA
Fraise: 1000g
Siramamy mavokely: 800g
Rano: tapaky ny vera
Ranona voasary makirana: 2 sotro fihinana
Afo antonony sy Vilany ary Sotro hazo
FIKARAKARANA/
1. Sasana madio tsara ny fraise ary tsihifina mba tsy ho be rano manaraka azy
2. Tetehina atao madinika avy eo ary arotsaka ao anaty vilany dia tanehana eo ambony afo antonona miaraka amin’ ilay rano tapaky ny vera
3. Rehefa mahamay be dia arotsaka ny siramamy ary haroina tsy mijanona mandram-pahalevona ny siramamy ary malemy be ilay fraise
4. Rehefa hitanao fa tsy misy rano be intsony dia araraka ny ranona voasary makirana ary haroina indray
5. Rehefa malemy tsara ary tsy mitsiranoka be no tsy maina be dia VITA NY CONFITURE
6. Esorina eo ambony afo ary tehirizina ao anaty bocal madio sy maina tsara ary ahohoka ny bocal rehefa apetraka izy
7. Ilay confiture mbola mahamay no ampidirina ao anaty bocal itehirizana azy, ary rehefa mangatsiaka vao afaka sokafana sy hohanina
FANTATRAO VE HOE LASA OHATRINONA NY VIDIN’IO AVEO REHEFA IZY AVY VOAHODINA?
—————————————
Manome Fiofanana iray tsara be ho anao izahay
#NY_ALAROBIA_09_OKTOBRA_2024_IZAO
Hahaizanao ny fanodinana ny voankazo rehetra misy amin’ny fomba maro be
Hamokarana asa tena ara-kalitao sy be tombony ary miavaka tsara
MISORATRA ANARANA MIALOHA ÀRY
HISY PRATIKA MANOKANA IREO
Toerana: Tranombarotra LIDA Anosibe
Fidirana: Amin’ny 08:30/ tontolo andro
Tel: 034 50 067 89
_Mpampiofana/ Malagasy Mandroso
_Mpiaramiasa/ Tranombarotra LIDA

[ « Magret De Canard: Goûtez le meilleur du canard! » ]

Magret De Canard
20 hours ago
salama e,
mandray commande hoan »rahampitso ooo
canard entier
magret de canard
cuisse de canard
foie gras
0387231252 0337112762

7 hours ago
Tsy ho ela…
Quartier aiza no tianareo hisy azy ?
Dia ouiiiiii afaka mi-commande #chariot ihany koa ianareo
#sakafo #pointdevente

« Élevez vos propres poulets à la maison : idées géniales »

Super idée
a day ago
Idées géniales pour élever du poulet à la maison

« Devenez un expert en charcuterie »

Madelene Marie Marie
September 2 at 7:34 AM
ASABOTSY . HOAVY. IZAO. NY. FORMATION. EN. CHARCUTERIE ETO. TANA .
SARANY :30.000 AR monja .
PRATIQUES. .DAHOLY .IO A.
TERMUNUS BUS ITAOSY HOPITALY .
034 77 532 70/033 12 176 55 /mp

[« Aliments pour bébés : Des saveurs et des nutriments pour les petits gourmands »]

Vitamins/supplements
Send message
Sakafon-jaza Donga.mg is feeling blissful.
11 hours ago
Abonnement par semaine, hoan’ny zaza 6 volana _36 volana : Livraison isaky ny alatsinainy (Lundi)
_ Abonnement 5 semaines (1 mois et une semaine)
_ Achat 30 000Ar no miakatra
_ Manaomboka fahatelo herinandro, aterina maimaimpoana
Petits plats pré- cuit :
~Petit plat, carbonara au poulet 4 000Ar
~Petit pot trio ( Carotte, potirons, patate douce, au jambon blanc) 6 500Ar
~Ratatouille au poissons 7000Ar
~ Pot vert: Brocolis, petit poids 6 000Ar
~ Compote Avoine Ananas 6000Ar / na
~Pomme banane 6000Ar /na
~Compote Banane Fraise 6000Ar
Appel: 034 81 125 76
#diversification_alimentaires
#dès_6mois_36mois