Harena Andria is live now.
26m
Miverina kelyy tsika fa tapaka ny Jiro annn
Prix mora bé Sady mipoaka bé
TOP COULEUR MADAGASCAR : Rencontre avec Miora RAMANDIMBIARISOA
Real TV Madagasikara was live.
17h
30 Minutes Market Mivantana 15 OCTOBRE 2024: TOP COULEUR MADAGASCAR / Miora RAMANDIMBIARISOA
Antsirabe : Des produits locaux à découvrir
6h
#Antsirabe
Efa maro ny toeram-pivarotana azoantsika manjifa ireo vokatra eto Antsirabe !
Anisan izany ny Ny Mpanarato Shop, eo Vatofotsy, plaque Tiko no misy azy!.
Ahitantsika ireo kazarana #sauce , #sakay , #epices ,…
Mankasitraka antsika mpanjifa hatrany!..
May 13
« Miss Madagascar & DS Group : Conférence de presse »
D&S Family was live.
15 hours ago
· Antananarivo
Conférence des presses Miss Madagascar Ofisialy et DS Group
— feeling lovely at ZARA HOTEL.
Hisaorana ny Bikini Bottom Truck mampisakafo— feeling lovely at ZARA HOTEL.
Sponsors officiel Signature – L’Institut Beauté & Bien-être — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Sponsors Hebergement La Résidence Ankerana — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Sponsors transport officiel Inviso GROUP Piqla — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Sponsors: #bikini_bottom — feeling lovely at ZARA HOTEL.
ZARA HOTEL — feeling lovely at ZARA HOTEL.
CanalOlympia Iarivo — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Partenariat:— feeling lovely at ZARA HOTEL.
Akoor Digue — feeling lovely at ZARA HOTEL.
MadaFit United — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Sparkular Event Group — feeling lovely at ZARA HOTEL.
La City Ivandry — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Me Chic Gasy.MG — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Shop Shoes — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Bard Marketing — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Ballou — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Tora To Ryu Madagascar – RAMEN authentique japonais — feeling lovely at ZARA HOTEL.
IMPEC Madagascar — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Serendipity Co. — feeling lovely at ZARA HOTEL.
SoàSoa Créa Event — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Sehatra.com — feeling lovely at ZARA HOTEL.
#Jerry_deejez— feeling lovely at ZARA HOTEL.
Le Mercure Alarobia — feeling lovely at ZARA HOTEL.
#DNA— feeling lovely at ZARA HOTEL.
PHO RESTO — feeling lovely at ZARA HOTEL.
#LeCyrano by Vatel Madagascar – Hotel & Tourism Management School — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Mpanalazy — feeling lovely at ZARA HOTEL.
Antonia Rakoto— feeling lovely at ZARA HOTEL.
« DRETFP Menabe: Formation pour les jeunes dans l’agriculture et l’élevage »
18 hours ago
DRETFP MENABE /DRAE MENABE
Fihaonana teo amin’ny #Talem_paritry_ny_Fambolena_sy_ny_Fiompiana ato #Menabe sy ny #Talem_paritry_ny_Fampianara_Tekinika_sy_ny_Fanofanana_arak’Asa ato #Menabe, niaraka tamin’ireo tekinisianina niara-dia aminy.
Nivoitra tamin’izany ny hanohanana ireo Tanora ato amin’ny Faritra amin’ny alalan’ny Fanofanana azy ireo amin’ny alalan’ny karazana Fambolena sy Fiompiana izay ireo tekinisianina avy ao amin’ny DRAE no hiandraikitra izany.
Marihina moa fa mbola malalaka ny sehatra ho an’ ny Fambolena sy ny Fiompiana raha ato amin’ny Faritra Menabe., ary izany no hampirisihana ny Tanora hisehatra amin’izany.
#olo_mahay_raha_tsy_very_mandeha
Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa
@followers
@à la une
[« Bebe Narian’ny Zanany : Mampalahelo be! »]
6 hours ago
NARIAN’NY ZANANY HONO FA MARARY FOANA
Marie no anaran’ity Bebe ity , eny Itaosy Ambodifasika no misy azy , feno ratra ny tarehiny
, tena mampalahelo, narian’ny zanany hono izy fa marary foana
Source : Fy Fy
Mba asio miomana iany akia zahay rehefa mb hicapture amzay moa nareo am manaraka fa glopopopyyy bee Zay ndraindray
Bonne nuit daoly d bisous
Demain za mandefa récap Dia Sady manohy ny live tapaka androany kia
Am-pitiavana be foana kia
SUITE LIVE SACS MIPOPOKA BE DEMAIN MIARAKA AMIN’NY prix Tonga Dia hoe annnn!!!!??????
Oroka mamy
Dia aza adino manasa ny namana hi-suivre koa neny an
Ambiance assuré ou remboursé
Ndao hiara hanala vokona ao demain e!!!!
Malagasy Mandroso
15 hours ago
Inona marina moa no nahatonga ireto kisoa ireto hiova fiaina ho toy ny trondro ka hivelona anaty ranomasina?
Ao amin’ny Nosy iray antsoina hoe Big Major Cay any Bahamas no misy azy ity, malaza eran-tany ny toerana.
Ny Nosy Big Major Cay dia toerana iray tsy misy olona mipetraka, ary mbola fanontaniana mipetraka hatramin’izao moa ny hoe ahoana no nampisy kisoa teo amin’ilay toerana?
1. Tsy misy mpikarakara sy mpanome sakafo manokana ireto kisoa ireto noho izany ka mamelo-tena irery
2. Rehefa misy sambo mandalo dia tonga milomano manatona ireto kisoa mba hijerijery sakafo milatsaka
3. Mahavariana ireo sambo moa na ireo mpizahantany ny mahita ireto kisoa mitady izay mahasoa ka ao ireo manimpy sakafo kely isak’izay mandalo
4. Namporisika indrindra ireto kisoa hamelon-tena sy hikarama mafy ny fahazoana izany bôjibôjy kely isakin’ny mandeha ka nataon’ireto farany lalakitakisoa ny filomanosana anatin’ity ranomasina ity no mijoboka avy hatrany vantany misy mpandalo
5. Taitra ny manodidina, variana ny mpandalo, te hoany izay mahare fa misy kisoa manao vakansy tsy tapaka, hono, any ka milomano an-tsisin-dranomasina no atao raharaha…
6. Lasa toerana malaza ary ity toerana ity amin’izao fotoana ka maro be ireo olona tonga hitsidika, haka sary, hiala voly, hilomano miaraka amin’ny kisoa sns
7. Teo vao gaga ny manodidina fa ilaina ireto kisoa, mampidi-bola ary tsiriritin’ny olona maro ka nokarakaraina, nomena sakafo, nomena fanafody sns ka lasa ho toeram-pitsidihana malaza ny Nosy kely ankehitriny noho ireo kisoa, fa tsy hoe kisoa manao vakansy akory
mpanome fahafinaretana ireo mpanao vakansy izy eto
MANAHOANA NY FIETSEM-PONAO AMIN’NY ZAVATRA ATAON’ILAY KISOA LAHY SY VAVY IRETO?
—————————————-
Azo hampidiram-bola tsara ihany koa ilay ao aminao ao amin’ny alalan’ny fiofanana fahaiza-mamokatra ato aminay
MIRARY ERINNDRO FINARITRA TOMPOKO!
_Mpampiofana: Malagasy Mandroso
_Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA
[ « Christina, la vendeuse de bonbons coco à Toamasina », « Bonbon coco : l’histoire de Christina à Toamasina », « Toamasina : Christina vend des bonbons coco pour vivre », « Christina, une vendeuse de bonbons coco à Toamasina », « Le destin de Christina : vendre des bonbons coco » ]
Malagasy TV
22 hours ago
Izy no #Christina
Mpivarotra #bonbon_coco eto Toamasina
. Avy any #Ambovobe_Androy ny fiaviny saingy mila ravinahitra eto izy noho ny fitadiavana
Mbola kely izy dia efa teto ary te hiverina hody mafy mba hijery ireo fianakaviany saingy tsy maharaka ny enti-manana
3 izao ny zanany ary io fivarotana bonbon coco io no hamelomany azy
Nande ery ny tsena nandritra ny fialan-tsaratra ary mahavita maro izy ary amin’izao moa efa maina, betsaka rahateo ry zareo no mpivarotra aty
Tsy kivy i Christina fa mitsikitsiky hatrany velom-panantenana fa mbola ho tavaferina any antanindrazany any indray andro
#velontena
#Toamasina
#malagasytv