Catégorie dans Aide et financement

Financement de l’élevage à Madagascar : Où trouver des aides ?

1d
Iza avy ireo mpamatsy vola manohana ny sehatry ny fiompiana eto Madagasikara ka azonao angatahana fanampiana?
Tsara ny manomboka avy hatrany ny tetikasa, tena ilaina ihany koa nefa ny tosika ara-bola, indrindra ny tosika ara-teknika, raha te hitombo sy hivelatra haingana ka samy ho resahantsika izy roa androany:
————————————-
I. AIZA NO AHITANA MPAMATSY VOLA?
Misy sehatra manokana mpanohana ny Fiompiana eto amintsika, vola tsy haverina, tsy haiko hoe iza avy no fantatrao ny fisiany? Hasainay ianao hifandray amin’ny mp haka ny lisitra satria misy fanononana anarana eto ka ataonay fa ho fanajana azy ireo izany, dia azonao mila tosika ara-bola hatonina tsara…
Hasainay ianao hanaraka ny Pejy ihany koa hahitanao fizarana maro be
II. HAHAFAHANAO MANANA FAMATSIAM-BOLA AVY AMIN’NY TENANAO IHANY, DIA NY FANANANA TEKNIKA MATIHANINA IHANY KOA DIA TENA TSIAMBARATELO
Ka ireto ny datina fiofanana ho antsika eto ANTANANARIVO sy ANTSIRABE, hahafahana mampiroborobo ny famokarana sy ny tombom-barotra
ANTANANARIVO
————————–
ALATSINAINY 21 OKTOBRA 2024
Fiompiana akoho gasy nohatsaraina, ilay tsiambaratelon’ny akoho 10 mamokatra 1 000 isa isan-taona
TALATA 22 OKTOBRA
Fiompiana kisoa maro anaka sy haingam-pitombo
ALAROBIA 23 OKTOBRA
Fiompiana akoho manatody lava, hahafehezanao ny taham-panatodizana miavaka
ALAKAMISY 24 OKTOBRA
Fiompiana poulet de chair, 30 andro 2,5kg
ANTSIRABE
——————
ALAKAMISY 07 NOVAMBRA
Fiompiana poulet de chair sy akoho manatody lava
ZOMA 08 NOVAMBRA
Fiompiana akoho gasy nohatsaraina
SABOTSY 09 NOVAMBRA
Fiompiana kisoa matihanina
TOERANA:
.Tranombarotra LIDA Anosibe ANTANANARIVO
.Caritas Antanivao ANTSIRABE
Fidirana, amin’ny 08:30 isan’andro
Telefaona: 034 50 067 89
MISORATANA ANARANA MIALOHA FA VOAFETRA NY FOTOANA TOMPOKO
ATSANGANO HO FIHARIANA TENA MAMPIDI-BOLA AMIN’IZAY NY FIOMPIANAO MANOMBOKA ETO
_ Mpiaramiasa:
Tranombarotra LIDA, Radio HAJA
_ Mpampiofana: Malagasy Mandroso