ra oe mety dia atao aona?
« Problèmes de couple ? Solutions disponibles ! »
Ho anareo izay mahatsiaro fa
Tsy raharahiana sy ataon’ny vady tsinontsinona, eny fa mety hiafara amin’ny tsy tiany mintsy aza
Hanao famerenana fitiavana sy olon-tiana
Fanamasinana fitiavana mba tsy harava azy intsony
ampirafesiny sy anaovany fitondrana tsy mendrika
Mandefasa message hoe FITIAVANA fa omeko anao ny vahaolana @ sarany mora.
Appel urgent : Zazakely marary mila fanampiana
2 hours ago
Hajaniaina Rafanomezantsoa
12 hours ago
zaza marary mafy mila fitsabona farakzay aingana…….
Efa mitsabo ny fianakaviana fa tsy ampy ny eo ampelatanana zareo..KO mangataka tolotanana avy @tsika izay afaka manome fa raisina antanandroa tompoko..
Marihina fa aty ambanivoitra be no misy azy ka tokony ho entina miakatra mamonjy hopitaly lehibe..
Ito ny laharana finday afahanareo manampy tompoko :034 37 197 41 @anarany fenoherimampionona Avotra..
Marihina fa tsy manana finday zareo fa manome toky izahay fa ho voaray zareo soamantsara izay fanampina alefanareo ary afaka miantso koa ianareo..
Mangataka partage tompoko
Mangataka vavaka ihany koa
(DISPENSAIRE SAF/FJKM AMPASAPOANA )