Ovy 200 ar,anamalaho 300ar,trondro maina 2000 ar ,voatabia sy tongolo 500 ar mbola misy ambiny.
Pour 4 personnes
Formation Cuisine Pratique: Maîtrisez les Secrets des Chefs
Send message
Superiority Center Mada
20 hours ago
FORMATION CUISINE PRATIQUE, PRESENTIELLE
Iza daholo no te ahafantatra ny fikafika sy tsiambaratelo momban’ny sakafo rehetra toy ny any amin’ny Restaurant Chinois, Français, Italien?
Te ahafantatra ireo ingrédients sy produits ilaina ve ianao mba ahatafavoaka ny tsiro tena izy.
Inona marina ny tena secret izy io ?
Hanangana Restaurant, Snack, Gargotte ve ianao? Sa efa manana ianao?
Efa mahay ve ianao sa mbola vao hianatra ?
Hikarakara sakafo ho an’olona amanjato mandritra ny lanonana sy fety ve ianao?
METY AMINAO ITY FORMATION SUPERIORITY CENTER ITY
Misy tsiambaratelo mahatonga ny sakafo tsara be, matsiro, mafilotra, mampilendalenda, manitra ary mahasalama.
Tahaka izao ny fomba fampianarana ato:
1. Omenay bases sy formules ary paikady aloha ianao
2. Ampiharinao miaraka amin’ny ingrédients ny fanazavana ao anatin’ny cahier-nao.
Ianao mihintsy no manao azy.
3. Farany, misakafo. Sady maka tsirony ilay sakafo namboarinareo.
Misy fizarana ATTESTATION aoriana ny formation
Misoratra anarana mialoha, ary atao mazava tsara ny anaranao sy numero de telephone atao amin’ny Attestation
Amin’ny andro formation vao mandoa vola sarampiofanana.
Misy modules isankarazany sy Calendrier maromaro ireto.
Afaka misafidy izay mety aminao.
Mardi 17 Septembre 2024, à 09h
PLAT SY TSAKITSAKY FRUIT DE MER
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. CAMARON
2. POULPE ( Horita)
3. CRABES
4. CREVETTES
5. POISSON
6. FILET DE POISSON
7. LANGOUSTE
8. CALMAR
9. CHAIR DE POISSON
10. RIZ MALAGASY
Mercredi 18 Septembre 2024, à 09h
SPECIAL FAST FOOD
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PIZZA ITALIENNE
2. HUMBERGER
3. PANINI
4. PAO
5. TORTILLAS
6. TACOS MEXIQUE, FRANÇAIS
7. SAUCE FROMAGÈRE
8. SAUCE TOMATE
9. SAUCE PESTO
10. SAUCE COCKTAIL
Jeudi 19 Septembre 2024, à 09h
ATELIER SPÉCIAL PLAT LAQUÉ
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PORC LAQUÉ
2. CANARD LAQUÉ
3. POISSON LAQUÉ
4. VIANDE ROTI LAQUÉ
5. POULET LAQUÉ
6. BEIGNET DE CREVETTES
7. BROCHETTES DE POULET GRILLÉ À LA SAUCE CURRY
8. RIZ CANTONAIS
Vendredi 20 Septembre 2024, à 09h
PÂTE FEUILLETÉE ET LEVÉE
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PAIN AU LAIT
2. PAIN AUX RAISINS
3. PAIN AU CHOCOLAT
4. PETIT PÂTÉ
5. FEUILLETÉS AU FROMAGE
6. BOUCHÉE À LA REINE
7. RISSOLE À LA VIANDE
8. CROQUE MONSIEUR FEUILLETÉE
9. CROISSANT
10. MILLE FEUILLE
Samedi 21 Septembre 2024
SERVICE TRAITEUR: Entree chaude, Entree froide, Plat de resistance, Dessert
Frais de formation 35.000 Ariary
1.TERRINE AUX CROQUETTES DE ,EGUMES
2. SALADE JARDINIER
3. CROSMEQUIT AUX SAUCES FROMAGES
4. CHAUSSONS FARCIS A LA BECHAMELLE
5. CANARD A LA NICE
6. PLAT MALAGASY
7. ANANAS CARAMELISES
8. CUP JEANNE D’ARC
9. RIZ CANTONAIS
Raha liana ianao misorata anarana ato, na mandefa anarana feno tsy diso amin’ny 038 77 166 90 na miantso mivantana amin’ny 038 77 166 90
Toerana: Arret bus Lalamby, Tetezana, Jovena double Amoronakona
Rond point Ambohimanambola
Mofo baolina sy ronono
Farine 500gm
Sucré 150 gm
Oeuf atody 4
100gm de beurre dobera
140 ml de lait ronono
Zest citron kely
1 sotro lehibe Levures chimiques
Kapoana miaraka tsara ny atody sy ny Siramamy + ny ronono + zest citron miampy ny dobera,
Vita zay de alefa ny farine sy ny Levures
Afangaro tsara daholo ary avela ipetraka kely 30 munite ny pâte zay vao endasina
Vita zay de afanaina ny menaka atao aminy lapoaly profondes lalina tsara
Tsy atao mamay be ny menaka anendasana mofo bol fa mafanafana kely de alefa ny pâte
Bolabolaina kely madinika de alefa, atao afo malefaka be mandra pamasany
Mavita mofo baolina 45 isa io na 50
+2
« Week-end Délice : Menu Esturgeon à Esturgeon Tana »
a day ago
Ireto misy menu esturgeon maromaro azo isafidianana amin’izao week-end zao
#corps_d_esturgeon #18_000ar
Aza adino Mandefa commande ary e
0345493991
[« Formation Pratique Charcuterie : Apprenez à faire des merveilles ! »]
+11
« Hors d’œuvre Simple: Délicieux et Facile à Faire »
5 days ago
RECETTE HORS D’ŒUVRE SIMPLE
INGRÉDIENTS
150g de pommes de terre
100g de carottes
01 petite boîte de petit poids
01 oignon
Persil
Sel
Poivre
Mayonnaise
04 œufs de caille
PRÉPARATION
Taillez les légumes en fine macédoine et les cuire séparément à l’eau salée ou ensemble par ordre de fermeté, les rafraîchir et égoutter.
Cuire les œufs durs, les découper en tranches puis mélanger aux légumes égouttés et à la vinaigrette.
« Miammmm : Ndao ho #fumée @zay ilay bandy akama milay ary e ! »
5 hours ago
Miammmm
Ndao ho #fumée @zay ilay bandy akama milay ary e !
#sakafo #charsuipork
« Corps d’esturgeon tranché : Prêt à cuisiner ! »
#corps_d_esturgeon efa tranché fa tsy misahirana intsony ianareo
0345493991
Pâte Feuilletée : Facile & Délicieuse !
Manana Pâte feuilletée efa vonona izahay dia manao izay « recette » tinao atao sisa ianao.
Feuilletée levée raha toa ka anao Viennoiseries
Feuilletée classique kosa raha anao petit four
12000ar ny 500g
Commande 1 andro mialoha 7h-11h ny fandraisana commande
033 03 905 26
Airfryer cookworks : Cuisine saine et savoureuse
a day ago
Airfryer/ friteuse sans huile
Tsy mila menaka rehefa hanendy noho izany dia mahasalama tanteraka
Tsy mampiova tsiron’ny sakafo fa vao maika matsiro aza
Azo anaovana karazana sakafo maro isan-karazany
Capacité : 5L
Marque : cookworks