Catégorie dans communication clientèle

« Respectez Votre Partenaire, Évitez la Dénigrement »

7 hours ago
FADIO NY MANARATSY NY VADINAO AMIN’OLONA
Ekena hoe tsy tonga lafatra ilay olona novadianao fa tandremo dia tandremo ny manaratsy azy any amin’ny namana na havana na manodidina satria vadinao io olon_tianao ra tena fitiavana marina nanekenao azy
Ianareo Ary no tokony hifampiaro na misy ny olana na tsy misy …tsy ianao no handeha hanalambaraka azy any ivelany nefa olona miaraka matory aminao isan’andro…
Maro tena maro ireo olona manaratsy ny vadiny any ivelany nefa tsy menatra fa dia mody any ihany ary any ihany anefa no mipetraka …
Dinio ihany ny zavatra ataotsika fa isika ihany no mamboly problème amin’ny fiainantsika…
Tokantrano izany tsy fitatara fa aleo ho anareo samy irery …zaran’olona sasany aza mahafantatra ny olanareo ao antrano hafahany manalabaraka ny fiainanareo etsy sy eroa
Mirary soa antsika rehetra
Abonnéo ity page Vaovao ity
Denise fans
Fa ho maro ny zavatra hirantsika ato

« Sharp : Message, Tel: +261342661253 »

Antananarivo
034 26 612 53
FREE
· ANTANANARIVO
Sharp
Message

Mpivady miady lava,bekorontana,tsy mety
mifankahazo,na sotro latsaka fa mampiady,
mifamaly am raha tsy misy dikany anefa
rehefa misaratoerana kely na mivoaka kely ny
iray dia efa manina sahady.
Betsaka ny tokantrano vao na ny efa ela
tratrany zany.
Antony:mifankatia nareo fa na misy viavy
milalao fanafody maniry ilay lahy na misy
lehilahy milalao fanafody maniry ilay viavy fa
samy tsy nahazo satria efa anjara ninareo.
Fa ny heriny lay sintona atao ny andaniny ny
ankilany no mampisy lay korontana.
Midira hafatra miafina hoan’zay mahatsapa izany.,.

« Août prometteur chez Hope’s Foie Gras ! 🎉 »

Hope’s Foie Gras
12 hours ago
Bon week-end à tous
Un mois d’Août qui s’annonce super bien,
Merci pour votre confiance