a day ago
TSY MAHITA IDÉE DE PROJET
Tsy mahita fomba hanodinana na hampiasana vola ve ianao ?
Mba manana vola kely ihany fa matahotra sao diso kajy ka hovery indray zay kely voahangona ..
Tena mitady zavatra azo antoka fa hampidi-bola, ho loharanom-bola maharitra..
Misy fomba 9 isa ahitana idée de projet tena mahomby, azo antoka 100% fa tsy maintsy mamokatra.
Ny 1 amin’ireo no hozaraiko aminao androany :
Ny fitadiavana izay zavatra mamaha ny olan’ny olona.
Zany hoe mandinika ianao hoe inona no olana misy ary ahoana no fomba hamahana io olana io?
Ny mampety an’ity méthode iray ity dia satria efa azo antoka fa hisy hanjifa ny vokatrao, efa misy olona mila ilay vokatrao
Ohatra hoe: manana olana amin’ny fanariana fako ny ankamaroan’ny toka-trano, Na manana olana amin’ny fahitany ny fako mitoby etsy sy eroa.
Ny vahaolana afaka atolotrao dia ny service mpaka fako isan-tokatrano.
Afaka ataonao abonnement par semaine na par mois, araka izay hifanarahana
Tsy ianao direct anefa no handraoka fako fa hanakarama olona ianao hanao izany.
Maro bé ny zavatra azo atao eto Madagascar, eto Antananarivo. Tena hoe Mbola misy idée de projet 1.000isa izay tsy dia fantatry ny olona kanefa tena mahomby, fa mila mahay mandika ny olana misy ianao ary mianatra mamaha olana.
Ao anatin’ny fiofanana fananganana orinasa dia ampianatra anao ireo méthode 8 hafa afahanao mahita idée de projet izahay, ary garantie fa tsy maintsy mahita idée de projet ianao.
Ankoatra izay dia hizara idée 100isa na hevitra momba ny karazana orinasa azo atao ihany izahay.
Misy ny fiofanana fananganana orinasa en ligne, misy ny présentiel.
Orinasa Tafatsangana sy Mandroso no tanjotsika