kanefa tsy te handany vola dia ity #pack mlay ity no mety
#16 500ar monja
0324094264
« Couveuse Carton : Réussite Garantie à 90%! »
about an hour ago
HO ANAO IZAY MBOLA TSY NAHAZO AN’ILAY FAMPIANARANA (COUVEUSE CARTON).
MORA AMBOARINA NO TSY BE DEPENSE NEFA DIA AHAZOANA TOMBONY 90% BE IZAO. ATODY FOTSINY NO VIDINAO DIA MANAKOTROKA AVY HATRANY IANAO (Atody Akoho, Gana, Gisa, Papelika Ect…..). EFA MARO NO NAHITA VOKATRA KA IANAO NO SISA ENDRASANA. FAMPIANARANA SUR Facebook AZO ANTOKA.
Azo Atao Amin’ny Alalany :
COURANT JIRAMA
PANNEAU SOLAIRE
BATTERIE
JIRO PÉTROLE
( PDF + CAPTURATION + VIDÉOS )
Manana Choix Telo Ianao Na Alefa Par :
FACEBOOK
WHATSAPP
E-MAIL
« 10 idées pour créer un revenu ou démarrer un business »
6 hours ago
Lohahevitra folo(10) hanampy anao hamorona fidiram-bola vaovao na hanangana asa
.
1. Fambolena sy fiompiana
Fambolena legioma, voankazo sns ary fiompiana isan-karazany… dia mivarotra ny vokatra eny an-tsena.
2. Fanaovana sakafo
Famokarana sakafo toy ny mofomofo, tsakitsaky sns na zava-pisotro vita gasy fa mbola manana tsena malalaka ny sakafo eto amintsika
3. Fanaovana asa tanana
Fanamboarana harona vita amin’ny raphia, kitapo vita amin’ny zava-maniry, akanjo nentim-paharazana, na firavaka vita tanana. Ireo vokatra ireo dia azo amidy amin’ny toeram-pivarotana na amin’ny mpizahatany.
4. Inona avy ny zavatra hainao?
Miainga amin’ny zavatra hainao, dia azonao trandrahana hamoronana fidiram-bola avokoa, na hanolorana servisy na famokarana
5. Varotra
Fananganana fivarotana mivarotra zavatra ilaina andavanandro na koa fivarotana vokatry fiompiana sy fambolena na vokatra hafa
6. Fanomezana tolotra sy servisy
Asa fanadiovana trano, fanasàna lamba, fanamboarana fanaka, fikarakarana sns
7. Fampanofàna fitaovana
Raha manana fitaovana manokana, toy ny milina fitotoana, motera na fiara sy moto, tany sns dia azo atao ny mampanofa azy ireo amin’ny olona azo antoka mba hampidiram-bola
8. Famadihana ireo zavatra tsy ilaina an-davan’andro
Ohatra, ny taim-biby avy ao amin’ny fiompiana na potika fako an-dakozia dia azo hamokarana zezika bio ka iny no varotina na biogaz
9. Fanokafana toeram-pisakafoana
Fanokafana toeram-piosakafoanana, arakaraky ny filan’ny olona eny amin’ny toerana misy anao
10. Fitanterana
Raha manana fiara, sarety, bicyclette sns dia azo atao no manokatra tambazotra mpitatatitra na manolotra service fitanterana
Ny fisafidianana ny asa mety dia tokony hanaraka ny zava-misy eo amin’ny faritra misy anao, ny fahaiza-manao, ny filan’ny tsena eo an-toerana ary ny fanadihadiana hitanao manokana
Mety ho kely ny vokatra ny amin’ny voalohany, saingy zava-dehibe ny fanombohanao sy ny fiezahana
Torolalana fotsiny ihany ireo, nefa hinoana fa hanampy anao hanao zavatra na hahita hevitra vaovao
_Mpampiofana: Malagasy Mandroso
_Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA
{« titre »: « Saribao & Couveuse Carton: Formation Pratique »}
3 days ago
Manodidina ny Ar30 000 ny saribao iray gony amin’izao, dia mbola hialan’ny vovony koa aveo
#TADIDIO_TSARA_NEFA:
Raha manana Ar30 000 ianao, dia hahavitanao mamokatra saribao hatramin’ny 10 kitapo io
Ny vovoka saribao dia azonao havadika ho harina tsara tarehy sady mateza indray
Potika fako, akofa, potika taratasy, tanimanga sns izay tsy hilaina rehetra…
MAHOMBIAZA AMIN’NY FOMBA TSOTRA, FA HOMENAY ANAO ETO NY TSIAMBARATELONY
Toerana: Tranombarotra LIDA Anosibe
Daty: Talata 03 Septambra 2024
Fidirana: amin’ny 08:30 maraina
– Ho anao mpampiasa afo isan’andro
– Ianao mila chauffage ho an’ny fiompiana
– Ianao mpivarotra sy mpahandro sakafo
– Indrindra, ianao mila asa tena mahomby
RAHA MISAFIDY ITY LOHAHEVITRA IRAY ITY IANAO DIA HAMPIOFANINAY MANOKANA
#FANAMBOARANA_COUVEUSE_CARTON
Mandeha bateria, panneau solaire ary 220v
MISORATA ANARANA MIALOHA TOMPOKO
Malagasy Mandroso- 034 50 067 89
Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA