Catégorie dans fampiofanana

« Maîtrisez la Cuisine Européenne et Malgache en 3 Jours »

3 days ago
RAHL Production
« Tsara ny mahay zavatra ho an’ny ampitso »
Fampiofanana mandritry ny 3 andro ny 19 sy ny 20 ary ny 21 Septambra ho avy izao.
Alakamisy 19 Septambra 2024 :
Fampiofanana manodina ny Voankazo sy Légumes ho lasa : Confiture, Pâte de fruits, Fruits confit, Confit de gingembre, Jus naturel, Séchage, Coulis de tomate, Ketch up, Vin de mangue.
Zoma 20 Septambra 2024 :
Petit fours : Salés sy Sucrés : miaraka amin’ny boissons Cocktail izay ahaizanao : Tartelette, Mini choux, Flan, gâteaux, Mini pizza, Hamburger, Quiche, Feuilletées.
Asabotsy 21 Septambra 2024 :
Cuisine Européenne : Lasagne, Spaghetti carbonara, Cordon bleu, Paella, Soupe vélouté.
_Sarany Manokana
: 30. 000 Ar /module
_Efa ao anatiny ny ingrédients, supports de cours ary ny sakafo atoandro.
Misy Theorie sy Pratique, Mahazo Attestation
Samy miditra amin’ny 8 ora maraina
Toerana : Betongolo Ambohitrakely
Tel : 034 17 255 56 / 032 52 410 52