Catégorie dans Fitombon’ny biby

Fiompiana manokana ary mahafinaritra eo amin’ny Fiofanana Malagasy Mandroso

18 hours ago
Vanimpotoanan’ny ririna isika izao:
Mety ho be ny biby matimaty
Mora mahazo vahana ny aretina
Mihena ny fitombon’ny biby
Nefa miaka-bidy ny sakafo
Mitombo ny vola mivoaka
AZO ANTOKA VE NY FAHAZOANA TOMBONY ARY?
TSY MANDEHANDEHA HOAZY NY FIOMPIANA TOMPOKO, ILAINA NY TEKNIKA RAHA TE HANANA FAHOMBIAZANA SY ASA FIDIRAM-BOLA MAHARITRA IANAO
———————————————-
ALATSINAINY 26 AOGOSITRA 2024
FIOMPIANA AKOHO GASY NOHATSARAINA
Miainga amin’ny akoho gasy 5, dia hamokatanao akoho 1 000 isa raha kely anatin’ny taona iray(1)
TALATA 27 AOGOSITRA:
FIOMPIANA KISOA MATIHANINA
Hahafehezanao ny tsiambaratelon’ny fampiterahana, indrindra ny fanatavezana kisoa
ALAROBIA 28 AOGOSITRA
AKOHO MPANATODY LAVA
Ireo tsiambarateo hahazoana taham-panatodizana farany ambony sy maharitra
ALAKAMISY 29 AOGOSITRA:
FIOMPIANA AKOHO FAKANA NOFO
Iray(1) volana ihany dia mivarotra 2,5kg
AORIAN’NY FIOFANANA, DIA:
– Hahazoanao tantsoroka manokana
– Fampianarana pratika
– Fitsidihana Ferme lehibe
– Ary fijerena mivantana ireo karazan-tsakafo sy fitaovana rehetra fampiasana amin’ny fiompiana
_____________________________
8:30 maraina
Tranombarotra LIDA Anosibe
034 50 067 89
MISORATA ANARANA MIALOHA TOMPOKO
Na ianao velona handresy/
Na ianao mijanona ho faty
– Tompon’andraiMalagasy Mandrosoandroso
– Mpanohana: TranombLIDA Anosibe