Catégorie dans formation à Toamasina

« Devenez expert en élevage dès aujourd’hui ! »

1d
« Mianara anio, Handroso rahapitso »

Te ho lasa matianina amin’ny fiompiana?

Izahay no vahaolana!
Natao ho anao ity fiofanana ity satria dia enarana ao ny :
Fanotrehana atodin-gana @alalan’ny vorotsiloza mikotrika
Ny fiompiana gana nohatsaraina
Ny tontolon’ny sarindokotra
Teknika vaovao izy io hahatonga anao ho lasa matianina amin’ny tontolon’ny fiompiana
Aza misalasala intsony ary fa voafetra ny toerana. Antsoy ny laharan-tarobia 038 83 215 99 na mandefasa « MP » avy hatrany fa vonona ny handray anao izahay
See Translation

« Stage Pratique Charcuterie : Apprenez à Devenir un Pro »

5 hours ago

Agri Aina,
Sitraka Si,
Ïharivelo Njaò,
Timoty Discipleship,
Riella Rav,
Ismael Andraniaina,
Yke Rivaldo,
Avotra Scott,
Randriamialisoa Omer,
Razily Rakoto,
Yarnaud Rãk,
PoulGa – Akoho Gasy,
Prince Manova,
Christian Faniry Andrinirina,
Miaro Ny Fitia,
Hery Randrianaivoson,
Nyrina Rak,
MI Farm,
Rio Sayda,
Jérémie RH,
Rado Mickael,
Fidy Ratovarijao,
Knj Andrianjaka,
Namako,
Alvine Bolidakely Jonsoon,
Myriam Tsanta,
Bertho Emile,
NY Koloina,
Irin’tsoa Mi’koly,
Cyr Rzaf,
Mirana Stephania,
Lahatra Tsiry,
Shop’in Aroim,
Anjara Andria,
Ratovondradriamanana Wilson Philemon,
Domoina Andrianera,
Hasina Mpanarivo,
Fyh Naritra,
Johary Manovosoa Nomenjanahary Randriamanana,
Andrianasolo Miray,
Varotra Rehetra,
Tantely Randrianantenaina,
Nirina Rason Ramalanjaona,
Fetrasoa Antsoniaina,
Ma Mandresy

Formation Cuisine Spécial COCKTAIL : 03, 04, 05 Octobre (TAMATAVE)

Formation Cuisine Spécial COCKTAIL : 03, 04, 05 Octobre (TAMATAVE) Vonjivonjeo malaky ny toerana fa vitsy2 sisa an…
Programme de formation Cuisine Chinoise à ANTSIRABE :
Cuisine Chinoise diverses
Fumés et laqués
Poulet KFC croustillant
Tsatsiou
Poulet laqué
Échine laqué
Corn Dogs,…..
Dressage et décoration
Devis et astuces du Chef
Programme de formation Cocktail à Tamatave :
Cocktail salé et sucré
Mignardises divers
Canapé divers
Pâtisserie fines
Devis et fiche technique
Astuces divers
Dressage et décoration assiette
Marihina fa formation théorique sy pratique avy hatrany no atao an
Ahazoana certificat ihany koa
Na débutant na efa mahay Cuisine dia mety foana ihany ny fiofanana
Ireo rehetra efa nahavita fiofanana module hafa niaraka t@ Chef Dino, Dia tongava fa omena fihenambidy e
Inscription obligatoire alohan’ny date de formation.
Raha mila fanazavana fanampiny Dia mandefasa Mp amn’ny page na miantso avy hatrany
Toerana : Hôtel DIANTANA Antsirabe
Toerana : En Face Lavage Plus Beril Toamasina
Téléphone : 034 01 544 06