Catégorie dans formation professionnelle

Formation pratique en fromage, pâtisserie et charcuterie à Antsirabe

As Fleur Bleue
2 days ago
Maro ireo tsy tafiditra tamin’ny farany ka averina indray ny formation manamboatra FROMAGE isan-karazany sy Pâtisserie ary Charcuterie sns eto Antsirabe ety amin’ny Les Fioretti Andranonahoatra akaikin’ny hôpital Marokana mba hanomezana fahafaham-po ny rehetra arak’izao lamina izao:
Zoma 19 jolay:
8h30
Pâtisserie : gâteau d’anniversaire, cake marbré, madeleine
Sabotsy 20 jolay

Amin’ny 8h30:
Fromage 1: fromage au citron, fromage dur, fromage fondu, crème fraîche, beurre

Amin’ny 10h30:
Fromage 2: fromage Gouda gruyère, Camembert, mozzarella

Amin’ny 1ora:
Charcuterie : mortadelle sy Fromage de tête !

Sarany:
2 alina fotsiny isaky ny andiam-piofanana!

Iantohanay ny ahaizanao an’ireo satria afaka miasa avy hatrany ianao aorian’ny fiofanana ary hisy Attestation hoan’izay mila izany!

Tsy miantoka ingrédients ny mpiofana

Izay liana amin’ny fiompiana manarapenitra toy ny fiompiana kisoa, akoho gasy nohatsaraina, omby, gana matavy sns dia iangaviana hiantso anay

Filan-kevitra :
0341591925
0331966730

Araraoty fa vonona hanome ny tsara ho anao hatrany ny Association Fleur Bleue nandritra izay 25 taona nampiofanany izay.
« Izay tia fiofanana tsy maintsy mivoatra »

Formation pratique de FROMAGE, Pâtisserie & Charcuterie

As Fleur Bleue
5 hours ago

Formation Pratique Charcuterie : Réservez Votre Place Maintenant!

Monique Zaraniaina
17 hours ago
Bonjr , mitohy hatrany ny varotra oanareo mbol tsy nanandrana sy izay client atramizay
Mortadelle porc 22000ar kilos
paté pure porc 20000ar kilos
mini mortadelle de 200g 5000ar/piece ,
matsiro , arapahasalamana ary mirary ny vidiny
Mp tompoko, manao livraison frais arakaraky ny toerana manomboka demain
mba verifieo tsara tompoko ny coordonné omenareo fa lasa misy fifandisoana, mercy

Idaisiko ilàna olona – Miaraka amin’ny ekipa mahay sy mahatoky

Trondro maina sy voapoa ary hanamalao
Endasina aloa ny voatabia sy tongolo ary avieo arotsaka amizay ny sisa
Mazotoa tompoko oo