Catégorie dans Livraison à domicile

Livraison Express de Barquettes Spéciales à Antananarivo

Dessert Shop
Send message
Ràpido Camido-FastFood is at 67 Ha Antananarivo.
12 hours ago
· Antananarivo
Barquettes spécial à 4 000Ar
05 petit four au choix
Barquettes inclus dans le prix
Sur commande
5 jours avant minimum.
50 % de la totalité payé à l’avance pour confirmer la commande, 50 % payé à la livraison ou à la récupération.
Sans PORC
034 30 960 93

Poulet laqué de qualité à déguster dès maintenant

June 16
Mbola misy vitsivitsy ny poulet laqué androany ho an’izay mbola haka…
25.000ar/entier
Tel: 0340303378
Fb: Flashy Foods
Lieu: Ataninandro, tetezana Behoririka ambony.
Afaka manao livraison izahay izao, hatramin’ny rahariva 17h30..

Produits de canard frais livrés pour Mardi

14 hours ago
Ccd aholo.alefaso ny commande a.livraison mardi.
Foie gras 55000ar kg
Magret de canard 55000ar kg
Cuisse de canard 35000ar kg
Canard entier 26000ar kg
Frais de livraison à partir de 3000ar
Contact 0345455722

Achat légumes, fruits, épices – Livraison gratuite

Tsena Faneva 2
Send message
Tsena Faneva 2
16 hours ago
Ireto indray santionany entana légumes sy fruits ary épicé aminy vidiny mirary, oeuf de caille 900ar pièce, tofu 2000ar pièce, betterave 8000ar kg, contact 0341241182 n’a mp, manao livraison

« Offre spéciale: Pâte de qualité à 20 000 Ar avec livraison rapide »

a day ago
Fanomezana 20 000ar
Inona no tombony raha mividy pâte na nem ato aminay?
Afaka tehirizana 15j ilay manify tsy atao tratran n’y masoandro tsy esorina anaty sachet.
Tsy mampiasa colorant izahay noho izany tsy mifoka menaka be ilay pâte
Ampy isa tsara n’y ray paquet 20 pièces
Tsy misy rovitra n’y ao anatiny
Tsy mora rovitra
Entana vao vita no livré any aminao.
Manao livraison na eto Tana na any faritra
1000ar n’y ray paquet.
1-Ataovy partage en mode public ity publication ity.
2-Jp pâte nem
3-Indentifier n’y namanao 5 hanaraka n’y page.
4- Amin’ny lundi 30juillet no faran’ny lalao.

Découvrez les délices fumés de canard de Miandry production

Magret de canard fumé et séché
STOCK ÉPUISÉ
Miandry production vaovao indray isika izao
Mbola mitohy hatramin’ny faran’ny volana kosa ny promotion an’ireo vokatra hafa:
Tsa Tsiou (5 000 Ar/100g)
Ballottine de foie gras (27 500 Ar/ 1 pièce de 250g)
Mbola misy ihany koa ny:
Lardons fumés (4 000 Ar/100g)
Cuisse de canard confite (20 000 Ar/paire)
Commande 48h à l’avance conseillée via MP ou au 034 74 879 02
Livraison sur Tana 3000ar ville ary 4000ar périphérie

« Réchauffez-vous avec notre délicieux Milk Tea parfumé »

Active
Idee
5 days ago
Avec ce froid glacial, ca donne envie de se rechauffer avec un bon milk tea
Parfums disponibles:
chocolat, matcha, gout original, The assam, cheese, myrtille, fraise, jasmin
1400ar piece
1100ar a partir de 15 pieces
Livraison partout a Madagascar
038.64.042.31

« Des légumes, fruits et épices frais à prix irrésistibles »

Tsena Faneva 2
Send message
Tsena Faneva 2
13 hours ago
Ireto indray santionany entana légumes sy fruits ary épicé aminy vidiny mirary, oeuf de caille 900ar pièce, tofu 2000ar pièce, betterave 8000ar kg, contact 0341241182 n’a mp, manao livraison

Poulet laqué de qualité à déguster chez Flashy Foods

June 16
Mbola misy vitsivitsy ny poulet laqué androany ho an’izay mbola haka…
25.000ar/entier
Tel: 0340303378
Fb: Flashy Foods
Lieu: Ataninandro, tetezana Behoririka ambony.
Afaka manao livraison izahay izao, hatramin’ny rahariva 17h30..

Découvrez nos délicieux sandwichs faits maison

L’excellence fait la différence, ny tsara hatrany HO ANAO
WhatsApp
Voahirana
July 2 at 7:05 PM
Hello Juillet, Salama daholo isika rehetra ehhh
Tena faly foana izahay mahare hoe afa-po ianareo ary maka tsirony tokoa mihinana ilay sandwich antsika
. Mamy kely ery ianareo
Mahazo hafatra matetika izahay hoe matsiro vé ilay sandwich ?
Dia hoy izahay hoe, alefaso ny commande-nareo fa tsy ho diso fanantenana ianareo
Manontany ihany koa ianareo hoe iza no tena tsara?
Raha hanome indice izahay Dia ireto roa ireto no tena maro mpankafy

Sandwich jambon-oeuf-fromage : 6000 ar

Sandwich jambon fromage : 5000 ar

Ny sandwich hafa rehetra koa mbola misy foana an
Dia andao hanaraka tsy tapaka ny pejintsika sao ho taraiky rehefa hivoaka ilay tolotra vaovao
. Dia ho anareo mpanjifa manontany hoe rahoviana ny tolotra vaovao?
Dia hoy izahay hoe……aleo aloha hiandry kely eh
sandwich matsiro be hatrany ny hivoaka eo
…..fa aleo aloha ny fivoahany ataontsika….ankamantatra hatreto
Manomboka amin’ny 10 Ora maraina ny livraison antsika an
034 67 044 79