Send message
Superiority Center Mada
20 hours ago
FORMATION CUISINE PRATIQUE, PRESENTIELLE
Iza daholo no te ahafantatra ny fikafika sy tsiambaratelo momban’ny sakafo rehetra toy ny any amin’ny Restaurant Chinois, Français, Italien?
Te ahafantatra ireo ingrédients sy produits ilaina ve ianao mba ahatafavoaka ny tsiro tena izy.
Inona marina ny tena secret izy io ?
Hanangana Restaurant, Snack, Gargotte ve ianao? Sa efa manana ianao?
Efa mahay ve ianao sa mbola vao hianatra ?
Hikarakara sakafo ho an’olona amanjato mandritra ny lanonana sy fety ve ianao?
METY AMINAO ITY FORMATION SUPERIORITY CENTER ITY
Misy tsiambaratelo mahatonga ny sakafo tsara be, matsiro, mafilotra, mampilendalenda, manitra ary mahasalama.
Tahaka izao ny fomba fampianarana ato:
1. Omenay bases sy formules ary paikady aloha ianao
2. Ampiharinao miaraka amin’ny ingrédients ny fanazavana ao anatin’ny cahier-nao.
Ianao mihintsy no manao azy.
3. Farany, misakafo. Sady maka tsirony ilay sakafo namboarinareo.
Misy fizarana ATTESTATION aoriana ny formation
Misoratra anarana mialoha, ary atao mazava tsara ny anaranao sy numero de telephone atao amin’ny Attestation
Amin’ny andro formation vao mandoa vola sarampiofanana.
Misy modules isankarazany sy Calendrier maromaro ireto.
Afaka misafidy izay mety aminao.
Mardi 17 Septembre 2024, à 09h
PLAT SY TSAKITSAKY FRUIT DE MER
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. CAMARON
2. POULPE ( Horita)
3. CRABES
4. CREVETTES
5. POISSON
6. FILET DE POISSON
7. LANGOUSTE
8. CALMAR
9. CHAIR DE POISSON
10. RIZ MALAGASY
Mercredi 18 Septembre 2024, à 09h
SPECIAL FAST FOOD
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PIZZA ITALIENNE
2. HUMBERGER
3. PANINI
4. PAO
5. TORTILLAS
6. TACOS MEXIQUE, FRANÇAIS
7. SAUCE FROMAGÈRE
8. SAUCE TOMATE
9. SAUCE PESTO
10. SAUCE COCKTAIL
Jeudi 19 Septembre 2024, à 09h
ATELIER SPÉCIAL PLAT LAQUÉ
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PORC LAQUÉ
2. CANARD LAQUÉ
3. POISSON LAQUÉ
4. VIANDE ROTI LAQUÉ
5. POULET LAQUÉ
6. BEIGNET DE CREVETTES
7. BROCHETTES DE POULET GRILLÉ À LA SAUCE CURRY
8. RIZ CANTONAIS
Vendredi 20 Septembre 2024, à 09h
PÂTE FEUILLETÉE ET LEVÉE
Frais de formation: 35.000 Ariary
1. PAIN AU LAIT
2. PAIN AUX RAISINS
3. PAIN AU CHOCOLAT
4. PETIT PÂTÉ
5. FEUILLETÉS AU FROMAGE
6. BOUCHÉE À LA REINE
7. RISSOLE À LA VIANDE
8. CROQUE MONSIEUR FEUILLETÉE
9. CROISSANT
10. MILLE FEUILLE
Samedi 21 Septembre 2024
SERVICE TRAITEUR: Entree chaude, Entree froide, Plat de resistance, Dessert
Frais de formation 35.000 Ariary
1.TERRINE AUX CROQUETTES DE ,EGUMES
2. SALADE JARDINIER
3. CROSMEQUIT AUX SAUCES FROMAGES
4. CHAUSSONS FARCIS A LA BECHAMELLE
5. CANARD A LA NICE
6. PLAT MALAGASY
7. ANANAS CARAMELISES
8. CUP JEANNE D’ARC
9. RIZ CANTONAIS
Raha liana ianao misorata anarana ato, na mandefa anarana feno tsy diso amin’ny 038 77 166 90 na miantso mivantana amin’ny 038 77 166 90
Toerana: Arret bus Lalamby, Tetezana, Jovena double Amoronakona
Rond point Ambohimanambola
[ « Nuggets & Poulet Laqué à Antaninandro: Flashy Flashy Foods », « Nuggets 32 morceaux et Poulet Laqué: Commandez maintenant! », « Flashy Flashy Foods: Vos envies de poulet satisfaites », « Antaninandro: Goûtez aux saveurs de Flashy Flashy Foods » ]
August 30 at 8:34 AM
Bonjour
Tairo fa hataonay milay be ny week-end tsika amin’ireto e! Ny nuggets 32 morceaux avec pommes frites ataonay prix mora be mihitsy= 20.000ar monja
Ny poulet laqué entier indray tsy miova ny vidiny fa 25.000ar, raha maka 5+ nefa ianao dia omanay prix milay be koa
Aza tara ary fa ataovy avant 2 heure ny commande-nao
034.03.033.78
Pages fb : Flashy Flashy Foods Antaninandro, akaikin’ny pont Behoririka ambony
AFAKA MANAO Livraison IHANY KOA IZAHAY
Weekend Mitsonika Fromage Chez Big Jo
Dimanche 10H -15H
Weekend mitsonika fromage
Chez Big Jo restaurant Ambodifilao
Analakely Ambodifilao ampitany Eglise Anglicane
info Line/réservation table/livraison: 0349166494
Tongavasoa daholo tompoko
+18
Chez Big Jo restaurant Ambodifilao
Restaurant
Send message
Chez Big Jo restaurant Ambodifilao
2 days ago
Jeudi manjamanja apototriny fromage
Chez Big Jo restaurant Ambodifilao
Analakely Ambodifilao ampitany Eglise Anglicane
info Line/réservation table/livraison: 0349166494
Tongavasoa daholo tompoko
Yum Box.mg : Poulet CHICKEN and WRAPS, 60.000ar
Yum Box.mg
20 hours ago
Poulet
CHICKEN and WRAPS
Prix: 60.000ar
Karazana akoho + wpras 2 no ao anatiny
Mp fotsiny na contact raha anaterana enao
032 62 266 66
[ « SOFINKISOA : Délicieux plats Malagasy », « SOFINKISOA : Un délice pour vos papilles », « SOFINKISOA : Saveurs malagasy authentiques », « SOFINKISOA : Restaurant à Antananarivo », « SOFINKISOA : Cuisine malagasy à déguster », « SOFINKISOA : Restaurant ouvert le samedi » ]
RIZ CANTONAIS matsiro Kely + STEAK MALEMY BEUH
« Rahampitso alefanay n’y sariny (photo réel tsara izy amzay
En attendant, n’y best seller antsika tamty semaine ty no ataotsika laoka n’y SAMEDI 13-09-2024:
SOFINKISOA s’y Kabaro
Henakisoaa ritra MALEMY be
Langue de zébu aux poivres vert
Henomby ritra Potika
Échine de porc sauce
Riz cantonais matsiro Kely s’y steak malemy beuh
MISY SALADE DE CALMAR RAHAMPITSO
PS: Tsy mivoha ALAHADY
Adresse : EO ampitan’ny NOOR TOWER Dia miakatra kely
Commande Livraison sur MP
+261 34 19 003 20
+5
Livraison gratuite à Antananarivo!
a day ago
Livraison gratuite hatrany aloha Ampasampito, Ambohimirary, Andraisoro, Ampanotokana, Mahazo, Ambatomaro…
30g: 1000ar
125g : 3500ar
250g : 7000ar
500g: 13000ar
1kg: 26000ar
Alefaso ary ny commande : Mp na 0344553296 na 0321817085
« Sakafo Gasy Mafilotra : Dégustez les saveurs traditionnelles »
3 hours ago
Ato aminay ange ka misy an ireo sakafo gasy tena mafilotra ireo e!!
Tonga dia izay tinareo mihintsy!
Nareo sisa no andrasana!!
038 20 403 39
Ambohidratrimo, Alakamisy – Anosiala
#SakafoGasy #MealBox #TsiroMahafinaritra#SakafoMatsiro
Dessert Shop
Send message
Ràpido Camido-FastFood is at 67Ha.
2 days ago
· Antananarivo
Pack Petit four à 100 000Ar
140 pièces
( 07 choix maximum)
Carton d’emballage inclus dans le
Sur commande
5 jours avant
50 % de la totalité payé à l’avance pour confirmer la commande, 50 % payé à la livraison ou à la récupération.
Sans PORC
034 30 960 93
Petit four à partir de 600Ar – Ràpido Camido-FastFood
Dessert Shop
Send message
Ràpido Camido-FastFood is at 67Ha.
14 hours ago
· Antananarivo
Petit four à partir 600Ar / pièces
20 pièces de chaque minimum
Carton d’emballage à part, obligatoire pour la livraison.
Passez vos commandes en mp
50 % de la totalité payé à l’avance pour confirmer la commande, 50 % payé à la livraison ou à la récupération.
SANS PORC
034 30 960 93
« Tsatsiou Délicieux : Kaly-T, le Fast-Food à Essayer »
Fast food restaurant
Send message
Kaly-T is feeling excited.
23 hours ago
#tsatsiou, ilay bandy akama manomboka #mercredi hoy ilay client izay
Efa maro be ianareo no manontany azy ito dia ouiiiiii sur #commande foana aloha hatreto faaaaa efa manomana #packaging ho anareo izahay
#sakafo