Catégorie dans Nutrition Animale

Randriamahasahana Edson
16 hours ago
Inona marina moa no nahatonga ireto kisoa ireto hiova fiaina ho toy ny trondro ka hivelona anaty ranomasina?
Ao amin’ny Nosy iray antsoina hoe Big Major Cay any Bahamas no misy azy ity, malaza eran-tany ny toerana.
Ny Nosy Big Major Cay dia toerana iray tsy misy olona mipetraka, ary mbola fanontaniana mipetraka hatramin’izao moa ny hoe ahoana no nampisy kisoa teo amin’ilay toerana?
1. Tsy misy mpikarakara sy mpanome sakafo manokana ireto kisoa ireto noho izany ka mamelo-tena irery
2. Rehefa misy sambo mandalo dia tonga milomano manatona ireto kisoa mba hijerijery sakafo milatsaka
3. Mahavariana ireo sambo moa na ireo mpizahantany ny mahita ireto kisoa mitady izay mahasoa ka ao ireo manimpy sakafo kely isak’izay mandalo
4. Namporisika indrindra ireto kisoa hamelon-tena sy hikarama mafy ny fahazoana izany bôjibôjy kely isakin’ny mandeha ka nataon’ireto farany lalakitakisoa ny filomanosana anatin’ity ranomasina ity no mijoboka avy hatrany vantany misy mpandalo
5. Taitra ny manodidina, variana ny mpandalo, te hoany izay mahare fa misy kisoa manao vakansy tsy tapaka, hono, any ka milomano an-tsisin-dranomasina no atao raharaha…
6. Lasa toerana malaza ary ity toerana ity amin’izao fotoana ka maro be ireo olona tonga hitsidika, haka sary, hiala voly, hilomano miaraka amin’ny kisoa sns
7. Teo vao gaga ny manodidina fa ilaina ireto kisoa, mampidi-bola ary tsiriritin’ny olona maro ka nokarakaraina, nomena sakafo, nomena fanafody sns ka lasa ho toeram-pitsidihana malaza ny Nosy kely ankehitriny noho ireo kisoa, fa tsy hoe kisoa manao vakansy akory
mpanome fahafinaretana ireo mpanao vakansy izy eto
MANAHOANA NY FIETSEM-PONAO AMIN’NY ZAVATRA ATAON’ILAY KISOA LAHY SY VAVY IRETO?
—————————————-
Azo hampidiram-bola tsara ihany koa ilay ao aminao ao amin’ny alalan’ny fiofanana fahaiza-mamokatra ato aminay
MIRARY ERINNDRO FINARITRA TOMPOKO!
_Mpampiofana: Malagasy Mandroso
_Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA

« Reprendre des forces après une journée de travail : Mangez ! »

9 hours ago
Manger pour reprendre des forces après une longue journée de travail
#sakafo

« Protéines : Guide Complet des Sources et Avantages »

Eat Healthy
11 hours ago
Les Différentes Sources de Protéines et leurs Avantages
Les protéines sont essentielles pour la croissance, la réparation des tissus et la gestion du poids. Découvrez les meilleures sources et leurs bénéfices :
Protéines Animales
Viande (Poulet, Boeuf, Agneau)
Avantages : Protéines complètes, fer et vitamine B12. Optez pour des viandes maigres.
Poissons et Fruits de Mer (Saumon, Thon, Crevettes)
Avantages : Protéines et oméga-3 pour le cœur. Mangez du poisson 2 à 3 fois par semaine.
Produits Laitiers (Lait, Yaourt, Fromage)
Avantages : Protéines, calcium et probiotiques. Choisissez des options faibles en gras.
Œufs
Avantages : Protéines complètes et vitamines. Variez les préparations.
Protéines Végétales
Légumineuses (Lentilles, Pois Chiches, Haricots)
Avantages : Protéines, fibres et fer. Combinez avec des céréales pour des protéines complètes.
Graines et Noix (Chia, Courge, Amandes)
Avantages : Protéines, graisses saines et micronutriments. Idéales dans les smoothies et salades.
Céréales Complètes (Quinoa, Avoine)
Avantages : Protéines modérées et fibres. Utilisez comme base de repas.
Produits à Base de Soja (Tofu, Tempeh, Edamame)
Avantages : Protéines complètes et phytoestrogènes. Parfaits dans les sautés et currys.
Pourquoi Manger des Protéines ?
-Construire et réparer les muscles
-Gérer le poids en réduisant les fringales
-Soutenir la santé des os et des articulations
-Fournir une énergie durable
-Intégrez ces sources de protéines dans votre alimentation pour une nutrition complète et équilibrée !
Quel est votre aliment protéiné préféré ? Partagez vos idées en commentaires !
#Nutrition #Protéines #Santé #RecettesSaines

Brocoli: Un trésor de santé caché

16 hours ago
Sakafo tsy dia mahavantana loatra ny olona kanefa tena be otrikaina ny brocoli.ireto ambany ireto zao dia an’isan’ny otrikaina azo avy aminy daholo
Vitamina C: Manampy amin’ny fiarovana ny hery fiarovan’ny vatana sy manakana ny aretina.
Vitamina K: Manan-danja amin’ny fizotry ny coagulation (fitambaran’ny ra) ary miaro ny taolana.
Asidra Folika (Vitamina B9): Manampy amin’ny fanamboarana sela sy ny fitomboan’ny vatana, indrindra fa ho an’ny vehivavy bevohoka.
Fibre: Manampy amin’ny fisorohana ny aretin’ny fivalanana ary manatsara ny fiasan’ny tsinay.
Potasioma: Zava-dehibe ho an’ny fiasan’ny fo sy ny hozatra.
Vitamina A: Manampy amin’ny fahasalaman’ny maso sy ny hoditra.
Antioxydants: Manampy amin’ny fiarovana amin’ny fahasimbana ateraky ny « radical libre », izay mety hiteraka aretina toy ny homamiadana.
Noho ireo otrikaina ireo, ny brocoli dia an’isan’ny sakafo mahasalama sy ilaina amin’ny sakafon’ny olon-drehetra.
Mazotoa daholo homana brocoli ary e
#brocoli #astuces #brocolidoc #cuisine #food #conseilcuisine

8 hours ago
* POUDRE FENUGREC PUR
! Mampazoto homana
! Manome lanja, hery sy tanjaka
! Mahanofosana
! Be otrik’aina toy ny phosphore sy protéines
! Mampalandina tarehy
! Mampaniry volo sady mampitsahatra ny fihitsanany volo
! Mety amin’olona rehetra : zaza, tanora ary olon-dehibe.
* FOMBA FIHINANA POUDRE :
! Afangaro amin’ny sakafo izay tianao hinanana azy ohatra Yaourt, voankazo mixena, thé…, 1 sotro kely no afangaro ao, mihinana in-droa isan’andro maraina sy ariva.
PRIX
* POUDRE FENUGREC PUR 100g: 8 000Ar
* HUILE FENUGREC 100ml : 15 000Ar
* GRAINES FENUGREC 100g: 3 000Ar
Manao livraison Tana ary mandefa any faritra rehetra eto Madagascar.
034 87 193 84/032 90 401 87

« Anana, Apango, Trondro: Bon pour la Grossesse? »

Marina ve fa ny anana sy apango dia mampiraikitra ahitra dia ny trondro mahabe farasisa ny zazakely ao ambohoka ry reto!? Dia inona ihany koa ry reto no mba mila fantarina mandritran’ny fitondrana vohoka !?
Misaotra hoan’ireo mamaly.

Ventre Plat en 14 jours : Garantie -5 à -10 kg !

6 hours ago
PACK VENTRE PLAT
en 14 jours
GARANTIE pour perdre 5 à 10 kg de graisse.
SUIVI ET CONSEILS GRATUIT, UN SOINS DU
VISAGE
complet 1h
OFFERT
À LA 14em jours pour ceux respect les conseils et qui perdent 5 kg minimum.
Chez IDEALY ANKADIFOTSY
contact : 034 13 164 43
PROMOTION : 200 000 ar

[ « Les pouvoirs guérisseurs des fruits », « Fruits : Remèdes naturels pour la santé », « Fruits : La force des remèdes naturels », « La santé par les fruits : Guide complet », « Fruits : Un trésor de santé naturelle », « Débloquez les bienfaits des fruits », « Fruits : Remèdes naturels à portée de main » ]

Afaka hikarakarana sy hitsaboana ny 80% ny aretina mahazo anao ny fihinanana voankazo
Manomboka rahampitso izahay dia hamantatra ny asan’ny voankazo tsirairay sy ny vokatsoa goavana entiny amin’ny vatan’olombelona
Raha tena te hampihena ny tahan’ny cholesterol dia inona no voankazo tsara hanina??
Raha misy goute sy rhumatisme dia inona no voankazo mila herezana ny fihinanana azy???
Inona no voankazo tena mahomby hisorohana ny Alzheimer???
Inona no voankazo tena manankarena vitamine C ???
Raha miakatra tosidra , raha ambany hery fiarovana,… inona daholo no mila hanina???
Izany rehetra izany no hozaraitko ato ho ato
Tadidio fa ny sakafo rehetra nomen’Andriamanitra antsika dia mahasitrana aretina maro
Anisan’izany ny voankazo
Rahampitso izahay no hanomboka
Vonona hiaraka aminay???
Ato no hidirana

https://facebook.com/groups/3868075983450096/
Aza tara fa efa maro no nahazo tombony tamin’ny fizarana maimampoana atao ao

Fruits : La clé d’une santé optimale ?

a day ago
Mazotoa mihinana fruits fa mitondra fahasalamana be ah

« Votre animal ne mange pas ? Des solutions ! »

2 days ago
Mety efa nisy fotoana ve tsy nahalevon-kanina ny biby fiompinao na nanova sakafo ihany koa ka nivalana tsy laitra aveo?
INDRO HOMENAY VAHAOLANA IANAO ETO
—————————————–
Maro be ny fomba azo hampiasaina raha ireo no resahantsika, fa eto kosa ny ady gasiny no andeha hitondrantsika ny vahaolana dia ny fampiasaina #vinaigre na #vinaigre_de_cidre (Jereo fa efa misy fanamboarana vinaigre maro ny fizarana tany aloha)
Vinaigre 1 sotro lehibe
Isaky ny rano 1 litatra
AHOANA NO FAMPIASÀNA AZY?
Afangaro amin’ny rano fisotron’ny biby isan’andro, mandritra ny fotoana hilàna azy, dia ho hitanao fa hivaha ny olana
Ampiasaina raha tsy mahalevon-kanina ny biby fiompy, na amin’ny fanovana sakafo, na izy malaindain-komana iny na, na te hanatsara ny fitombony amin’ny alalan’ny fandevonan-kanina tsara rindra ianao
Aza hadino, mikarakara fiofanana manokana izahay natao ho anao te handraharahana amin’ny asa fiompiana tena mampidi-bola
_ANTANANARIVO: 26 – 27 – 28 – 29 AOGOSITRA
_ANTSIRABE: 12 – 13 – 14 SEPTAMBRA
Mahombiaza àry tompoko, aza misalasala raha misy fanontaniana
– Malagasy Mandroso – 034 50 067 89
– Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA Anosibe