Manana efa vonona izahay
Pâte feuilletée levé raha anao viennoiserie toy ny pain choco, croissant, …
12000ar ny 500g
Pâte feuilletée classique raha anaovana petit four toy ny petit pâté, roulé saosisy
12000ar ny 500g
Tsy mila manisa tours intsony fa tonga dia manao izay »recette » tadiavina
Sur commande
033 03 905 26
« Mortadelle sy Paté : Délices de Porc à Antananarivo »
Mortadelle porc 22000ar kilos
paté pure porc 20000ar kilos
mini ‘mortadelle de 200g 5000ar/piece ,
matsiro , arapahasalamana ary mirary ny vidiny
Mp tompoko, manao livraison frais arakaraky ny toerana manomboka demain
mba verifieo tsara tompoko ny coordonné omenareo fa lasa misy fifandisoana
afk tode miantso 0340221290
+2
Ingrédients:
• 1/2 Blanc de poulet
• 1 Gousse d’ail
• 1 pate feuilleté
• 2 c à s de fromage frais
• 1 Petit oignon
• 1 Pincée de curcuma
• 1 Pincée de poivre
• Sel
Cocorico is in Antananarivo.
August 23 at 7:22 AM
Petits pâtés, farce au poulet. Iza no efa nanandrana???
#Akoho #sakafo #Lakozia #SakafoMatsiro #poulet #recettefacile #astuce
Pâte à Brick: Recette simple et gourmande
August 23 at 11:30 AM
Salama daholo indray isika mpanaraka ny pejy Soakaly
.Efa sasa miandry ngamba ntsika rehetra .Ka indro alefako eto ny fanamboarana pâte à brick.
Ireto avy ary ny akora ilaina @ zany :
Ito recette ito dia mahavita 10 feuilles de bricks
100 g farine
40 g maïzena
20 cl rano
1 tsongo ny sira
menaka
Fitaovana ilaina :
1 vilany
1 lapoaly
1 pinceau
Papier absorbant na torchon madio
Fanamboarana azy :
Atambatra ao anaty saladier anankiray ny lafarina +maïzena+sira.Vita izay dia afangaro tsara ary arotsaka tsikelikely ny rano mandrapahazo pâte matsora kokoa noho ny pâte à crêpe.
Manao bain marie ntsika @ ilay vilany dia hatao eo ambonin’ilay lapoaly madio.
Somary hosorana menaka kely @ essuie tout ny ao anatin’ilay lapoaly ntsika.
Atao an’ilay pâte ilay pinceau dia hosorana @ lapoaly.Atao ohatran’ireny mandoko ireny.
Esorina moramora ny pâte rehefa masaka tsara.
Somary fafazana lafarina kely ilay pâte à brick vao vita teo mba tsy hiraikitra @ ilay pâte manaraka.
Ary saromana torchon madio tsara mba tsy ho maina ny pâte.