Esturgeon Tana
August 21 at 4:19 PM
Iza no efa nanandrana ilay Carpaccio d’esturgeon?
Atao manify kely ilay tranche amin’ilay izy. Andramo fa tena hoe wahou
18 000ar monja n #corps_d_esturgeon ato aminay,
0345493991
« Dégustez nos plats du jour et desserts gourmands »
23 hours ago
Ankotran ny plat du jour dia efa misy amzay ny dessert ato am Supérette Restaurants Bar anh
dessert mampody aina tsara an
« Délicieux Plat du Jour & Dessert à Supérette »
4 hours ago
Ankotran ny plat du jour dia efa misy amzay ny dessert ato am Supérette Restaurants Bar anh
dessert mampody aina tsara an
« Miam Be : Recette gourmande & Simple à Faire »
[ Ao anaty sary ny fanaovana azy ]
Miam be
P.S: TSY MIVAROTRA ny tenako fa aza andefasana Message Privée merci
+4
« Tilapia Sauce : Le Plat du Jour chez Le Chapiteau Bleu »
19 hours ago
Sakafo anio
Tilapia sauce
Manasa oooo !!!!
Alefaso ao @ 038 55 884 15 ny commande
#lechapiteaubleu #platdujour #sakafomalagasy #antananarivo
Découvrez les nouveaux plats de M Food
Restaurant
Call now
M Food
12 hours ago
Miarahaba antsika rehetra indray
Efa hiditra herinandro vaovao isika rapitso an
…dia indro ary misy plat vaovao atolotra ho antsika indray, akotran’ilay Mine-sao au poulet+croquettes de poulet+ jus iny , de efa misy iany koa ny « SALADE DE PÂTE », refa maka plat ianareo de mahazo jus PM foana cadeau @ izao voloany izao
Ity salade de pâtes ity zao mety @ olona tia sakafo nefa tsy tia ho ngeza(hatavy)
Ny tsiro nefa tena @ ilay hitiavantsika azy(MATSIRO BEUH
LIVRAISON GRATUITE FOANA ETO ANTANANARIVO VILLE
Ataovy ary ny commande ô…ALEFA MP NY LIEU DE LIVRAISON EXACT SY NY CONTACT.
Na miantso avy hatrany na mandefa message @ tél : 034 46 944 24
MANKASITRAKA HATRANY HO ANTSIKA BEDIABE MANJIFA DIA MAZOTOA HOMANA DAOLY
Livraison avec Ezotra agence hatrany