Catégorie dans Produit Soja

Tofu Nature & Feuille de Soja : Livraison

Mandray commande izahay
Tofu nature
3000 ar bloc
4 blocs 11000 ar ( 1kg mahery)
8 blocs 20 000 ar ( 2kg mahery)
Feuille de Soja, fanaovana pâte na Tagliatelle na
250g 5000 ar
Afaka atao récupération, afaka manao livraison
Contact 0341928008
+2

Tofu Nature : 3000 Ar le bloc, Frais & Délicieux

Mandray commande izahay
Tofu nature
3000 ar bloc
4 blocs 11000 ar ( 1kg mahery)
8 blocs 20 000 ar ( 2kg mahery)
Feuille de Soja, fanaovana pâte na Tagliatelle na
250g 5000 ar
Afaka atao récupération, afaka manao livraison
Contact 0341928008
+2

Yaourt Soja Frais : Nature ou Parfumé

Ts’Art Soja Tanà
a day ago
Prix Flash ny Yaourt à boire Soja
Misy nature, Misy parfum koa
6000 ar ny 2 litre
Contact 0341928008

Soja : Renforcez vos défenses naturellement

Aza adino fa Matanjaka bé ny anticorps ao @ Soja
Mandray commande foana izahay
Tofu nature 3000ar ny bloc / 4 blocs 11000 ar / 8 blocs 20 000 ar
Feuille nature 500g 10 000 ar
Yaourt à boire 4000 ar litre
Mp ou 034 19 280 08
+2

[« Soja : Santé, argent & travail ! Formation Soamanandrariny. »]

3 days ago
N’y soja Dia fomba iray ahazoana manavao n’y fahasalamana, Ary fitadiavambola mahomby ,tena mora hahafahana manampy n’y ao antrano. ANDAO HIANATRA fa efa misokatra n’y fisoratana anarana mivantana aty amin’ny birao centre de formation professionnelle Soamanandrariny n’a Mvola au nom Mr Roland 0348181268

« Formation Soja : Augmentez vos Revenus ! »

a day ago
N’y soja Dia fomba iray ahazoana manavao n’y fahasalamana, Ary fitadiavambola mahomby ,tena mora hahafahana manampy n’y ao antrano. ANDAO HIANATRA fa efa misokatra n’y fisoratana anarana mivantana aty amin’ny birao centre de formation professionnelle Soamanandrariny n’a Mvola au nom Mr Roland 0348181268

« Soja : Santé, Argent & Autonomie ! »

20 hours ago
N’y soja Dia fomba iray ahazoana manavao n’y fahasalamana, Ary fitadiavambola mahomby ,tena mora hahafahana manampy n’y ao antrano. ANDAO HIANATRA fa efa misokatra n’y fisoratana anarana mivantana aty amin’ny birao centre de formation professionnelle Soamanandrariny n’a Mvola au nom Mr Roland 0348181268

« Soyonnaise maison : La recette facile à réaliser »

Malagasy Mandroso
August 12 at 5:39 PM
Fantatrao ve fa afaka hanamboarana MAYONNAISE tsara tarehy ny SOJA? Na ilay antsoina hoe SOYONNAISE
Mety efa henonao foana, fa ny soja dia afaka ahodina ho zavatra maro be ary tena mahasoa ny fihinanana azy… Fa androany dia ny teknika fanamboarana Soyonnaise indray no ho zarainay aminao, izay mampiakatra ambony ny tombom-barotrao ny fanodinana azy
ZAVATRA ILAINA
 Ronono soja matimaty
 Ranona voasary makirana
 Sira
 Menaka
FOMBA FIKARAKARANA
1. Arotsaka ao anaty ronono soja matimaty ny ranona voasary makirana sy sira dia afangaro ary havela hilona mandritry ny 2 minitra hatramin’ny 5 minitra (lasa mitambaingana ny ronono)
2. Tatavanina tsara tsy ikambana ny rano sy ny tambaingana ronono ka ilay rano tsy ampiasaina intsony.
3. Alaina kosa ny tambaingana ronono dia rarahana menaka kely ka havela hilona kely mandritry ny 2 minitra izay vao kapohina (fourchette sy tongolo dia efa mahavita azy) tsy atao miverina
4. Arotsaka tsikelikely kosa avy eo ny menaka mandrapahazo ny soyonnaise tadiavinao dia VITA TOMPOKO, AFAKA MAMPIASA AVY HATRANY
Raha misy fanontaniana mikasika ny zavatra zarainay, dia aza misalasala mifandray na manontany tompoko
Ho anao te hamokatra: Fromage soja, tofu, yaourt, crème fraîche, ronono soja, solonkena, dobera, vovodronono, sauce soja, bajia, sns
DIA HANOLOTRA FIOFANANA FENO IZAHAY
#NY_ALATSINAINY_02_SRPTAMBRA_2024
NATAO HO ANAO HANOVA NY HOAVY
#Aorian_ny_fiofanana: Dia hisy pratika mihitsy, tsy hamela anao raha tsy mahafehy ireo tanteraka
– Malagasy Mandroso – 034 50 067 89
– Toerana: Tranombarotra LIDA Anosib
– Fidirana: Amin’ny 08:30, tontolo andro

« Soyonnaise maison : recette facile et rentable »