Catégorie dans Produits de soins de la peau

Lotion Vitamine C, Manafotsy ny vatana, mandimandina tsara.

3 hours ago
Lotion Vitamine C
Manafotsy ny vatana
Manadio ny faritra feno maintimainty rehetra amin’ny vatana (tenda_ranjo_helika_elakelampe_panda_tasy miraikitra be…)
Mety tsara aminy tarehy na vatana afaka osorana azy daholo
Aingampiasa no sady ma mandimandina tsars ny vatana
Prix: 14000 Ar
Quantite :480 ml
034 41 919 31
0385733498@à la une

Crème Banana : Secret d’une peau éclatante

about an hour ago
CRÈME BANANA
: Manala panda tena haingana bé sady manadio tanteraka ny tarehy
Manala panda tena farakizay haingana ary tsy maintsy madio ao anatin’ny 5 andro monja izany .
Manala ny karazana tasy rehetra am tarehy.
Manadio ary manazava ny endrika ao anatin’ny fotoana fohy.
Manala menamena am tarehy , mangana , mony , point noir , hodi-potsy ..
Marihina fa afaka ajanona avy hatrany ny fampiasana azy refa madio tanteraka ny tarehy.

A base naturel
mety am karazan-koditra rehetra
tss effet secondaire refa mijanona tsy mampiasa azy tsony
ary tena mandaitra 100%

Vokatsoa manala havizanana amin’ny vatana sy mandrisika ny taova ao anaty anao

Ireo vokatsoa azo amin’ny fampiasana azy :
-Manala havizanana amin’ny vatana
-Manatsara sy mandrisika ny taova rehetra any anaty anao ny asany ara-dalana
-Manampy amin’ny tsy fahampiana torimaso
-Mampihena ny rari-tsaina
-Mandamina ny tosidra ho stable
Livraison 7/7 Tana et PROVINCE par colis et Mvola ,orange money
Contact :034 73 942 38

Astuce beauté: Masque pomme de terre et savon lait naturel

Send message
Tia Mifanampy
June 4
Zaraiko astuce tena tsara be nareo Nety be tamiko
Nisy panda efa somary ela aho Dia rehefa natao daolo Zao rehetra izao Dia tsy nisy vokany fa ity
Masque pomme de terre
+ savon lait naturel
Io nanala ilay panda matevina sy efa ela be Teo amiko Sady nanala cicatrice sy karazana tache maro
-mahafotsy elika,tarehy,kibo,lohalika …
5andro nampiasa Dia efa nahita vokatra
Raha Mila ianao Dia andefaso mp aho fa misy dispo ato
0349950235

Crème éclaircissante Manafotsy : Offre spéciale, commandez maintenant

Anhalia Zoe
3 hours ago
CREME ECLAIRCISSANTE MANAFOTSY EO NOHO EO
#LOTION #VITAMINE #C 480ML
PRIX 20.000AR ny1
√MANALA TASY MAINTY @TAREHY, VATANA, HELIKA, ELAKELA-PE, ATOKA SNS
√MANALA PANDA
√MANAFOTSY TAREHY , VATANA SNS
√AFAKA ATAO CREME SOLAIRE, CREME DU JOUR
√POUR TOUS TYPES DE PEAUX
√AFAKA AMPIASAIN’NY REHETRA
Aingana be ny fiasany
TSS EFFET SECONDAIRE
LIVRAISON TANA
MANDEFA @FARITRA
0342661835//0338770180 / 0325263845
@followers

MITSABO TAREHY EFFICACE POUR UNE PEAU PARFAITE

3 hours ago
MITSABO TAREHY SIMBAN’NY PRODUIT, MANALA PANDA,MONY, TASY, MANGANA AMBANY MASO, RIDE, POINT NOIR, MENAMENA@TAREHY, MANAZAVA HENDRIKA, MIAZONA NY TAREHY HO TANORA LALANDAVA
100% EFFICACE
#CREME #RETINOL & #VITAMINE #E
PRIX 18.000AR
3 ANDRO DE MAHITA VOKATRA
METY @VEHIVAVY SY LEHILAHY
METY @KARAZANA HODITRA REHETRA
TSS EFFET SÉCONDAIRE
LIVRAISON TANA / MANDEFA @FARITRA
0342661835 / 0338770180 / 0325263845
@followers

Révélez une peau radieuse: effacez rides et imperfections

#Vita_aminy_retinol_pure…..
(Le rétinol accélère le renouvellement cellulaire pour diminuer l’apparence des rides et améliorer l’uniformité du teint. L’acide salicylique permet lui d’éliminer les imperfections et de stimuler l’exfoliation pour une peau purifiée, lisse et nette.)
Manala kentrona_cernes ambany maso_ary tena mampihenjana tsara ny hoditava tsy hiroraka
Afaka hi_traitena ilay hoditava simba feno kilaodaoka ny mony na feno panda ireny ihany koa io(7jours dia hita tsara ny effet any)
Mampikatona masokoditra koa ny rétinol ary rehefa mikatona ny masokoditra dia tsy mitera menaka sy be mony na points noirs intsony fa madio tsara
Éclaircissant)manazava ny hoditra ary tsy mifidy fa afaka ampiasain’ny rehetra
034 75 246 23
Livraison Tana-Province