Catégorie dans Produits naturels pour cheveux

« Weekend Fatigué ? KÉFIR DE LAIT vous redonne vie »

mahasalama
Kéfir MahaSoa
14 hours ago
Nahatratra ny faran’ny herinandro e!
Reradreraky ny asa nandritra ny herinandro ?
Te hamerin’aina kely?
Rehefa weekend toy izao koa dia matetika te hiova amin’ny andavan’andro dia misakafo matsiro, voky be
Tsy maharaka ny vavony, mavesabesatra?
Mafana be ny andro
Mila boisson frais, mampahazo aina?
Ndao hisotro KÉFIR DE LAIT ary e!
Mampatanjaka
Manampy amin’ny fandevonan-kanina
Mahasalama
Azo sotroina amin’ny fotoana rehetra
#kefirdelait #boissonprobiotique
#healthyeating #healthyfood #bio
#bienetre #kefirmilk #kefirsoa #Mahasoa #kefirmadagascar #kefirdelaitmadagascar

Shampooing Bio Efficace II: Cheveux Forts & Brillants

April 5
GAMME mampijanona Volo mihintsana Sady mampaniry Volo HAINGANA
SHAMPOING BIO vita amin’ny Ravingoavy sy tongolo Ary Vitamine E
Huile D’oignon
Savony Vahona
Mampijanona Mihintsana
Mampaniry Volo Sady Manatevina
Mamerina ny Volo ho naturel
Mampalefaka Volo
Tsy mifidy karazambolo,tsisy produit Chimique
Vokatra Naturel

Fitsaboana Natoraly: Santé et Bien-être Naturel

Miaro sy manasitrana ny aretina maro toin’ny
kohaka
Manala rehoka @ tratra
Sempotra
Manaintaina @ vanin-taolana
Hozatra
Manadio avokavoka
Manala rano @ lohalika
Goutte
Mitohana pipy
Ra maha liana anao dia manasa anao iditra mp na miantso aviatrany.
Manao livraison sy mandefa @ faritra ihany koa.
#page Fitsaboana Natoraly
0326716902

« Nutriplant : Zezika Bio, Vokatry Avo Ho Anao »

Aina Miray Rakotoarisoa
June 19
Inona no Antony tsy mampahomby ny fambolenao ,mba te hiala @tsy fahombiazana vé iana fa te hamokatra be ?
Mba tianao vé raha isanadro ianao dia ihinana sakafo ara pahasalamana sady bio natoraly?
Zezika bio ranony Nutriplant organic plus fertilizer ikarakarana ,vokatra avo 2 na 3 heny mihoatra ny mahazatra raha arahinao tsara ny fomba fampiasana azy ,aza variana @zezika simika fa matrapo ireny fa tsy mahatody taona hoy fitenenana izay
Zezika Nutriplant organic plus fertilizer zezika voatily iraisampirenena mahafeno ireo karazana otrikaina rehetra ilain voly ,tsy misy akora simika fa bio natoraly ,mamaly ny filan voly s’y ny tany @vanimpotoana rehetra
Maro ny tombotsoa azo @fampiasana azy
Manatsara ny kalitao vokatra sy quantité ny vokatra
Mampalonaka ny tany fampiasana azy matetika
Mamerina ny tany ho lasa natiora indray
Manamora fitomboan voly : fakany raviny tahony felany ary voany
Miaro ny voly @haitany hatsika ary ireo bibikely mpanimba ny voly
Kely no ampiasaina dia mavita betsaka 1 litre mahavita 3hectara moyen ,efa omenay fiche teknika momba fampiasana azy enao rehefa mividy azy
Mety @fambolena rehetra voly mamody amban tany voly mamoa ambon tany vary an drano vary an tanety légume voly avotra vonikazo voakazo pépinière
Pulverisateur no fitaovana hampiasaina @famedrahana azy
Eto tananarivo misy anay afaka madefa @faritra afaka manao livraison koa
Tsara toga dia miantso ny laharam pifandraisana etsy ambany raha mahaliana anao ilay rano jezika
CONT: 0344387347

Tantely #Letchi : Pur, Parfumé, Prix Agréable

55 minutes ago
#TANTELY #LETCHI
MANITRA TSARA SADY TENA PUR @VIDINY TENA MIRARY
PRIX 18.000AR /L EN DETAIL
16.000AR/L EN GROS
AFAKA ATAO FANAFODY TSARA
AFAKA MITESTE VAO MIVIDY
TOERANA : TANA TALATAMATY
0342661835 / 0338770180 / 0325263845

« Dites adieu aux cheveux blancs ! Mandoko ny volo fotsy ho mainty »

Mandoko ny volo fotsy ho mainty
Tsy votery andoko volo intsony ianao fa sasana fotsiny ny volo dia mivadika mainty .
Mamerina ny lokon’ny volo ho mainty mangirana tsara
Miverina amin’ny lokon’ny volo ho naturel
Mamerina ny hatsaran’ny volo izay nosimbain’ny produit na nosimbain’ny loko
Miaro ny volo tsy ihitsana ary manatevina ny volo .
034 73 942 38
Manao livraison ary afaka mandefa @ faritany
Manao livraison Alahady

« Ostéoporose : Renforcez vos os naturellement »

6 hours ago
« OSTÉOPOROSE »
Mahakasika ny « ostéoporose » indray no horesahinay anio. Fahalemen’ny taolana, araky ny anaran’ity tsy fahatomombanana iray eo amin’ny fahasalamana ity dia lasa « poreux », izany hoe poakaty na trobatrobaka ilay taolana ka malemy mora tapaka.
Misy karazany roa ny « ostéoporose » ary maro ny anton’izany:
« OSTÉOPOROSE PRIMAIRE »: Izy ity dia matetika mahakasika ny vehivavy efa « ménopause », tsy mamokatra ny hormona « œstrogène » ny vatany izay hormone mandamina ny vatan’ny vehivavy manontolo ka miteraka « ostéoporose » eo aminy izany. Izany hoe miteraka ny fahalemen’ny taolana.
« OSTÉOPOROSE SECONDAIRE »: Ity karazany faharoa ity kosa dia vokatry ny fampiasam-batana na fanatanjahantena mafy loatra, mahakasika ny olona efa nahazo taona ihany koa izany ary marihina fa manaranaka ihany koa ilay « ostéoporose », izany hoe efa « Ostéoporotique » mihitsy ny taranaka, ny fanarahana « traitement » amin’ny alalan’ny vokatra ahitana « corticoïde » betsaka ihany koa dia mahatonga izany, ny olona voakasiky ny « insuffisance rénale chronique » dia voakasik’ity aretina ity matetika.
Marihina anefa fa tsy miverina amin’ny laoniny intsony ilay taolana voakasiky ny « ostéoporose » fa ny fomba hitsaboana azy dia ny fanamafisana ilay taolana efa « poreux » no atao mba tsy hisian’ny fahatapahana eo aminy. Izany hoe ny fihinanana sakafo manankarena « calcium »,
 » vitamine K », « vitamine C », « vitamine D », « favonoïde » dia manamafy ilay taolana.
Hamafisinay hatrany fa ilay vokatra natoraly: GAMME D’ENTRETIEN À BASE DE GIROFLE izay hitanao ato aminay dia entina hikarakarana ity aretina iray ity noho izy ahitana ireo otrikaina maro voatanisa etsy ambony. Koa raha hanjifa azy ianao dia antsoy mivantana ny laharana 0347039680 pour commande fa manao livraison gratuite izahay pour tana (7j/7) ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa raha any ianao.
PRIX GAMME D’ENTRETIEN À BASE DE GIROFLE: 35000 ariary(pack de 3 produits).
Mirary soa hatrany.

« Huile Bio pour Cheveux : Cheveux brillants & sains »

Mampaniry ilay volo,manala vakivaky
Tapatapaka, miongotra, sns
Mampaniry faritra sola
Tongava mp daholo izay mbola tsy nahazo ilay Huile bio tato amiko
Tena tsara be efa maro naita vokatra nampiasa azy io
Mp ary oh na antsoy ny 038 97 393 89

Masque capillaire Zao: Pour des cheveux brillants et forts !

Masque mélange zao nampiasina teto de io lava be io ilay volo,na miloko aza maniry foana rehefa manao mampiasa ilay masque enao
Mahazo 3 a 4cm enao mampiasa azy
Mety amin’ny karazam_bolo rehetra fa natoraly
Afaka mandefa mp ze mila sy lina
038 97 393 89