Matsiro be ilay izy mahazo an’ilay sakay be tsy masika io, misy sikany kely iany moa zany ilay izy fa tena manampy tsiro be .
Ampidirina four 15min à 190° aloha ny karoty sy ovy ary ny tongolo ,asina menaka kely ray sotro bary sy rano kely fotsiny,vita zay 15 min izay dia aveo ndray vao arotsaka miaraka ao ny poivrons sy ny sakay be sy ny courgettes sy ny épices poivre, sira, romarin, paprika sns …dia afangarona tsara dia izay vao atao eo amboniny ny légumes ilay akoho fumée dia averina anaty four 15min ndray pour 160°.
Tsy mila atao mahery be tsony ilay four satria ny poulet fumé efa masaka à 80% t@ny nanaovana ny fumage ny.
Ps: Refa mitetika légumes dia atao tetika vavety @zay tsy mora masaka be dia mba mitovy daholo ny famasahany mba azona légumes mikarepoka tsara daholo refa masaka.
Sady manao apéros kely mandrapamasaka ny sakafo ,vodka sy Sprite.
+2