Catégorie dans remèdes traditionnels

« Souffrez-vous de Sciatique ? Solution naturelle efficace ! »

Matetika dia nohon’ny harerahana be loatra ,na fihetsika natao maharitra ela loatra ,na nohon’ny tsy fahasalaman’ny retsika (nerf) no mahatonga sy mampihetsika azy , misy koa ny milaza hoe:” tsindrona betsaka natao tany aloha”.
Na inona na inona anefa antony , dia azo atao tsara ny mitsabo ity karazana aretina iray ity .
NY FISEHONY
– Misy manaikitra toy ny courant ireny ao amin’ny lamosina ambany havia na havanana ,mahazo ny fitombenana ka mamaly any amin’ny rantsambatana ambany havia na havanana ,mahazo ny riran’ny ranjo
ivelany , , na ny kibon-ndranjo na ny riran’ny fe ivelany , na ny fe any aoriana.
-Rehefa miondrika manao asa dia mahare maharary ao @ valahana na andilana.
– Raha vao mande an-tongotra ela ela dia misy maharary ao @ fotom-pe havia na havanana ka rehefa reraka dia mila tsy ho afaka mamindra, mihintsy .
– Tsy mahatanty tsindriana ela, na matory ela, na mipetraka ela , fa mahare maharary ao amin’ny fitombenana.

EFA MISY VAHOLANA NEFA IZANY
TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO AMPIASAINA ANOVANA FANAFODY
AKORA VITA AMIN’NY TONGOLO GASY
TSY MILA MANDANY VOLA BE AKORA IANAO NEFA DIA VEIVETY DIA MAHITA VOKANY MAHAFAPO
MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA RA LIANA IANAO
AZA TARA

Remedies Naturels pour les Problèmes de Cœur

HO ANAO IZAY MANANA OLANA AMIN’NY RESAKA FO
INDRINDRA NY :
FO MAVESATRA
FO MISY RANO
FISENTOANA LAVA
MANINDRONA TAMPOKA
SEMPOTRA
CRISE CARDIAQUE
MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY TSY MILA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY SY VOANKAZO NATORALY IANY NO AMPIASAINA ATAO FANAFODY
VETIVETY DIA MAHITA VOKANY TSARA
ARY TSY MANDANY VOLA BE AKORY ARY IANAO MIKARAKARA AZY
MORA HITA NY AKORA AMPIASAINA ARY VITSY2 IANY
TSY MIFIDY TAONA ITY
MANDEFASA MESSAGE WE PDF
FAHASALAMANA
AVY ATRANY

Beroberoka Tsara: Soignez vos maux naturellement

May 13, 2022
Miarahaba atsika namana rehetra tompoko izahay eto aminy fitsaboana beroberoka Tsara
maro dia maro ireo olona efa nahita fanasitranan tamin’ny fitsaboana beroberoka tsara teto aminay
IZAY NITSABO CANCER REHETRA TETO ARY NITSABO PROSTATE SY NANDEVONA NODULE ARY GANGLIONS ARY NY REIN SINY MARO TSY VOATANISA tamin’ny Aretina izay nahazo azy fa sitrana soamantsara daholo ka manaitranao izay mbola hampahorian ireo aretina ireo na Kyste holevonina na Fibrome ho levonina na kam-bontenda ho levonina na goitre ho levonina na aretiny FO na Aty vavony ???MARIHAKO ETOANA FA TENA HAINGAMPIASA NY BEROBEROKA TSARA ETO AMINAY IO SADY MADIO TSARA SY ARAM-PAHASALAMANA TSARA TSY MISY CYMIKA NETSIKA NY PISSENLIT LAHY (BEROBEROKA TSARA) ka midira Mp raha mahaliana anao izany na tonga dia miantso avy hatrany Tompoko 0374233451 / 0388402322 / 0330585002 fa vonona ny hamaly anao ampitiavana izahay zarao aminy namana rehetra dia azadino ny manao Jm ny pagitsika

Traitement naturel pour soulager douleur nerf sciatique

FITSABOANA NATORALY IZAY VITA AMIN’NY ALALAN’NY ZAVAMANIRY SY VOANKAZO NATORALY

NERF SCIATIQUE
Traitement nerfs sciatique efficace
FISEHOAN’ARETINA:
-marary ny valahana mila hotapaka
-marary ny valahana rehefa miondrika ela,mipetraka ela
-marary valahana rehefa avy matory
-marary ny lamosina rehetra
-marary ny foto-pe
-marary ny lohalika
-manaintaina ny ranjo sy tapitpngotra
-ohatrany lanin’ny courant ny tongotra iray manontolo
-mitaritarika ila rehefa mandeha
-mitolefika tafapetraka tampoka rehefa manaikitra tompoko be iny izy
-mideforme ny vatana rehefa mia-grave
-tsy mahafaty fa mety hampalemy raha tsy voatsabo
MISY VAHOLANA NEFA IZANY
TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO ATORO ANAO
TONGA DIA MANDEFASA MESSAGE PRIVÉ AVY ATRANY AZAFADY INDRINDRA
1VOLANA DIA EFA MAHITA VOKANY TSARA IANAO
AKORA 3 KARAZANY NO AMPIASAINA