Sakafo madio
Sakafo mahavoky
Sakafo mahasalama
Sakafo voakarakara tsara no atolotra anao isan’andro
Alefaso mialoha ny commande raha anaterana ianao.
Afaka ma
Ny sakafo anio dia tena mahafinaritra! Misy akoho voahandro miaraka amin’ny legioma, vary fotsy, ary sakafo mamy mahafinaritra. Ny akoho dia masaka tsara ary ny legioma dia manitra. Tena faly aho nihinana ity sakafo ity, ary tena mahafa-po ahy! Mbola mahatsiaro ny tsiron’ny akoho sy ny legioma, ary tsy afaka miandry hihinana sakafo toy izao indray aho!
Sakafo anio
« Kilonga Kelinareo : Le dessert malgache parfait »
18 hours ago
Maman ô, kilonga kelinareo koa ve be doungy #clarinette @zao andro mafana be izao ?
Raha misy liana dia afaka mandray #commande izahay an !
Sady am
« Recette Bandy Akama Milay: Un Délice Malgache »
10 hours ago
Bandy akama milay, en cours de préparation
#charsuipork #sakafo
« Poulets de chair Amamborona : 4300 Ar le kilo ! »
4300ar ny 1
mp
Patin Matsiro Sy Lafo: 10pcs 24cm, Alarobia & Sabotsy
Livraison isakin’ny
Alarobia sy
Sabotsy ihany
13000ar ny 10pcs (24cm de diamètre)
Tsy recette commercial fa azonao tehirizina tsara ny patinay sady matsir
Sakafo Malagasy en Barquette: Délicieux et Pratique
Miarahaba antsika rehetra
Sahirana tokoa ny malagasy zao nefa mba tia hihinana sakafo madio sy mba azo antoka.ity ary ny tolotra vaovao omena anareo.
SAKAFO MAL
« Petit-déjeuner gourmand : Boost d’énergie ! »
2 hours ago
Le #petitdejeunergourmand qui te donne de l’énergie pour affronter la matinée
#sakafo #cakemoëlleux
7 hours ago
Tsy ho ela…
Quartier aiza no tianareo hisy azy ?
Dia ouiiiiii afaka mi-commande #chariot ihany koa ianareo
#sakafo #pointdevente
[« Sakafo ho an’ny andro mafana: Torohevitra tsara »]
7 hours ago
Rehefa mafana ny andro dia tsara kokoa ny misafidy sakafo izay afaka manampy amin’ny fanamaivanana ny hafanana. Ireto ary misy sombitsombiny afaka a
« Le Petit Gourmand : Des délices à 6 000Ar ! »
Le Petit Gourmand is feeling thankful.
10 hours ago
Salama Hariva malala an
Ity indray ary ny sakafo ho karakaraina ho andry aky an
Misy hatrany ny paiement p