Catégorie dans Sakafon-jaza

[« Sakafo Tsara sy Mahafa-po Ho An’ny Fianakaviana »]

La cuisine de Amēlÿa : Des délices pour régaler vos papilles

Faly mizara aminareo an’ireto sakafo mafilotra ireto indray La cuisine de Amēlÿa …mmhhh
…matsiro e
Hafinaritra anie ty Volana ity

Vorotsiloza : Arrivage Frais, 4kg+ ! 75.000 Ar

Maro ianareo no mbola tsy nahazo ilay vorotsiloza vatony efa tsy ho ela Dia manatody ,efa Tonga ndray ATo n’y arrivage manaraka ho anareo mbola tsy nahazo tamin’ny arrivage voalohany iny
N’y vorotsiloza ATo aminay mo Dia efa fantatriny maro fa sady ngeza tsara daholo no matavy tsara afaka atao loka tsara
Ko raha tao anatin’ilay mbola tsy nahazo Ary ianao Dia aza misalasala miditra hafatra miafina fa valiko daholo
N’y vidiny moa Dia tsy miova fa 75.000ar n’y iray
Manodidina eo @4kg mahery kely eo
Ko atovy Ary ny commande nao fa maromaro vitsivitsy iany izy ato

Menu bébé 6-36 mois: Sakafon-jaza, le secret d’une croissance saine

1)-Maraina: Koba vary mena asina fromage
2)-Goûter 10h: yaourt nature sucré
3)-Atoandro:
Koba vary mena na vary tsotra
Brocolis
Nofon’akoho
thym
-Huile de colza 1 cac tsy adino
-Dessert: fruits
4)-Goûter 16h: koba akondro/ na koba katsaka
5)-Hariva: koba vary mena+ Légume purée
MIVAROTRA :
-KOBA KATSAKA
-KOBA VARY MENA
-KOBA AKONDRO
-POUDRE SOJA
-FLOCON D’AVOINE
-HUILE De COLZA
Bisous
Bon appétit zazakely.
Bonjournée