Catégorie dans Santé animale

Randriamahasahana Edson
16 hours ago
Inona marina moa no nahatonga ireto kisoa ireto hiova fiaina ho toy ny trondro ka hivelona anaty ranomasina?
Ao amin’ny Nosy iray antsoina hoe Big Major Cay any Bahamas no misy azy ity, malaza eran-tany ny toerana.
Ny Nosy Big Major Cay dia toerana iray tsy misy olona mipetraka, ary mbola fanontaniana mipetraka hatramin’izao moa ny hoe ahoana no nampisy kisoa teo amin’ilay toerana?
1. Tsy misy mpikarakara sy mpanome sakafo manokana ireto kisoa ireto noho izany ka mamelo-tena irery
2. Rehefa misy sambo mandalo dia tonga milomano manatona ireto kisoa mba hijerijery sakafo milatsaka
3. Mahavariana ireo sambo moa na ireo mpizahantany ny mahita ireto kisoa mitady izay mahasoa ka ao ireo manimpy sakafo kely isak’izay mandalo
4. Namporisika indrindra ireto kisoa hamelon-tena sy hikarama mafy ny fahazoana izany bôjibôjy kely isakin’ny mandeha ka nataon’ireto farany lalakitakisoa ny filomanosana anatin’ity ranomasina ity no mijoboka avy hatrany vantany misy mpandalo
5. Taitra ny manodidina, variana ny mpandalo, te hoany izay mahare fa misy kisoa manao vakansy tsy tapaka, hono, any ka milomano an-tsisin-dranomasina no atao raharaha…
6. Lasa toerana malaza ary ity toerana ity amin’izao fotoana ka maro be ireo olona tonga hitsidika, haka sary, hiala voly, hilomano miaraka amin’ny kisoa sns
7. Teo vao gaga ny manodidina fa ilaina ireto kisoa, mampidi-bola ary tsiriritin’ny olona maro ka nokarakaraina, nomena sakafo, nomena fanafody sns ka lasa ho toeram-pitsidihana malaza ny Nosy kely ankehitriny noho ireo kisoa, fa tsy hoe kisoa manao vakansy akory
mpanome fahafinaretana ireo mpanao vakansy izy eto
MANAHOANA NY FIETSEM-PONAO AMIN’NY ZAVATRA ATAON’ILAY KISOA LAHY SY VAVY IRETO?
—————————————-
Azo hampidiram-bola tsara ihany koa ilay ao aminao ao amin’ny alalan’ny fiofanana fahaiza-mamokatra ato aminay
MIRARY ERINNDRO FINARITRA TOMPOKO!
_Mpampiofana: Malagasy Mandroso
_Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA

« Lavenona : Un allié caché pour votre élevage »

7 hours ago
Efa fantatrao ve hoe inona no hidiran’ny LAVENONA eo amin’ny fiompiana?
AZO ATAO SAKAFO IZY….
Ankoatry ny hoe sakafo anefa, dia ireto misy tombontsoa maro hoentiny ka tsara ho fantatra fa mahasoa ny hampiasàna azy ary hanasanay anao hizara ity ho an’ny namana mba ho fifampizarana fahombiazana e
————————————-
Ampiasaina ny lavenona ho fisorohana ny fihanaky ny bibikely ao amin’ny toeram-piompiana fa tsy tian’ny parasy sy ny vitsika izy
Fanadiovana ny trano sy ny fitaovana, izay mampihena be ny fihanaky ny mikraoba sy ny kankana ary kantsentsitra hafa
Fanasitranana fery ary misoroka ny mikraoba tsy hihanaka ny fandrarahana kely azy eo amin’ny ratra
Manatsara ny fahasalaman’ny tsinay ihany koa ary manatsara ny rafi-pandevonan-kanina
RAHA AFANGARO AMIN’NY SAKAFO INDRAY ÀRY NY LAVENONA, DIA:
————————————-
1. Mitondra otrikaina toy ny Calcium, phosphore, potassium sns ny lavenona izay manampy amin’ny fanamafisana ny taolana, fanatsarana ny atodin’akoho, ny hozatra sns ka anisan’ny miantoka ny fampitomboana ny vatana izy noho izany
2. Manamafy ny hery fiarovan’ny biby ihany koa ny fanomezana azy ny biby fiompy, manampy amin’ny fiarovana amin’ny aretina sy ny korontana mety hitranga
TSARA HO FANTATRA ANEFA:
Tsy natao ho foto-tsakafo ny lavenona fa kely fotsiny ihany ny fampiasàna azy eo amin’ny fatra
Lavenona avy amin’ny hazo no tsara ampiasaina
Tandremo ireo lavenona tsy azo antoka mety hisy fangaro hafa
MANANA FIZARANA MAHASOA MARO BE MILAHATRA AO ISIKA, ATAOVY J’AIME NY PEJY HAHAFAHANAO MISITRAKA AZY
_ Mpampiofana: Malagasy Mandroso
_ Mpiaramiasa: LIDA Anosibe

« Aretina akoho: Fadio ny aretina, mitandrema! »

February 8
Fotonan’ny aretina
akoho izao nohon’ny fiovaovan’ny toetr’andro, isan’ireny ny « SERY na ny GRIP CORYZA ». Izy dia aretina azo avy @ loto ary mifindra aminy alalan’ny rivotra, fitaovana ampiasana, fifampikasohana eo amy samy akoho, sns.

Fiseho ny aretina :

Mibotsina ny masony,

mikipy lava ny maso,

misy lelo mavomavo,

sempotra,

lasa mahia.

Efa misy ny fanafody natokona hitsabona izany ato sady efa nasina @atsinjarany nohon’ny fangatahan’ny maro.
Tsy mifidy io na kely na lehibe ary mety mahafaty, koa samia mailo

Mp na
0389996903

a day ago
Ny fanomezana hasina tongologasy 1 ho an’ny akoho kely dia manala ny kankana ao anatiny
FAMPIASA AZY: Potehina dia kakàna azy
Hasiny 2 ho an’ny vantony ary hasiny 3 ho an’ny akoho lehibe
———————————
FANAMARIHANA:
Azo atao no manome ny akoho hatramin’ny indray na indroa isan-kerinandro mba ho azo antoka fa salama tsara tsy hisy kankana ny akohonao
Fantaro, ny tongolo gasy dia anisan’ny antibiotika ihany koa izay miaro ny akoho amin’ny aretina
INDRO MAHAFALY ANAY KOSA NY MANOLOTRA FIOFANANA HO ANAO HANANGANA TETIKASA FIOMPIANA
ALATSINAINY 23 SEPTAMBRA
Fiompiana akoho gasy 10 + taona 1 = 1 000
TALATA 24 SEPTAMBRA:
Fiompiana kisoa maro anaka, hanomezanay anao ny secret’ny fanatavezana sy famoronana sakafo
ALAROBIA 25 SEPTAMBRA:
Fiompiana akoho manatody lava, hahafahana manenjika taham-panatodizana lavi-trezaka indrindra
ALAKAMISY 26 SEPTAMBRA
Fiompiana poulet de chair, 30 andro dia 2kg sy sasany
AORIAN’NY FIOFANANA, DIA:
Hisy pratika, hampiofanana ny tsirairay
Fitsidihana Ferme Vaventy
Fanaraha-maso mati-paika
Ary fanampiana amin’ny lalambarotra
Azo hivelomana tsara ny fiompiana tompoko, raha manana teknika mahomby ianao
MPIARAMIASA:
_Tranombarotra LIDA Anosibe
_Malagasy Mandroso/034 50 067 89

3 days ago
Mety efa nisy fotoana ve tsy nahalevon-kanina ny biby fiompinao na nanova sakafo ihany koa ka nivalana tsy laitra aveo?
INDRO HOMENAY VAHAOLANA IANAO ETO
—————————————–
Maro be ny fomba azo hampiasaina raha ireo no resahantsika, fa eto kosa ny ady gasiny no andeha hitondrantsika ny vahaolana dia ny fampiasaina #vinaigre na #vinaigre_de_cidre (Jereo fa efa misy fanamboarana vinaigre maro ny fizarana tany aloha)
Vinaigre 1 sotro lehibe
Isaky ny rano 1 litatra
AHOANA NO FAMPIASÀNA AZY?
Afangaro amin’ny rano fisotron’ny biby isan’andro, mandritra ny fotoana hilàna azy, dia ho hitanao fa hivaha ny olana
Ampiasaina raha tsy mahalevon-kanina ny biby fiompy, na amin’ny fanovana sakafo, na izy malaindain-komana iny na, na te hanatsara ny fitombony amin’ny alalan’ny fandevonan-kanina tsara rindra ianao
Aza hadino, mikarakara fiofanana manokana izahay natao ho anao te handraharahana amin’ny asa fiompiana tena mampidi-bola
_ANTANANARIVO: 26 – 27 – 28 – 29 AOGOSITRA
Mahombiaza àry tompoko, aza misalasala raha misy fanontaniana
– Malagasy Mandroso – 034 50 067 89
– Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA Anosibe

Fitsaboana Akoho Natoraly: Barika, Gasy, Piady…

Fitsaboana Akoho Amam-borona Natoraly
10 hours ago
Tena miha mafy ny aretina pahazo ny akoho amam-borona eto amintsika, isan’ireny ny barika, mbola misy stock hatrany ilay FANAFODY BARIKA NATORALY izay natao hisorohana (prévention) sy hitsaboana (traitement) ny BARIKA tena efficace ary tena mora apesaina 100% bio izy tsy atahorana hisy fiatraikany mihintsy,mety @ race rehetra izy toy ny : akoho gasy, piady, pondeuse, poulet de chaire,gana, dokotra, gisa voritsiloza sns,..5000ar hatrany ny tavoangy 100ml, tsara Tonga Dia miantso mivantana ny :0381084662 raha mila fanazavana bebe kokoa momba azy toerana tana namontana arrêt bus colis expres afaka manao livraison ihany koa izahay Ary mandefa any @ faritra rehetra manerana ny nosy ihany koa ho fanampiana antsika piompy lavitra vétérinaire.

« Votre animal ne mange pas ? Solution efficace ! »

a day ago
Mety efa nisy fotoana ve tsy nahalevon-kanina ny biby fiompinao na nanova sakafo ihany koa ka nivalana tsy laitra aveo?
INDRO HOMENAY VAHAOLANA IANAO ETO
—————————————–
Maro be ny fomba azo hampiasaina raha ireo no resahantsika, fa eto kosa ny ady gasiny no andeha hitondrantsika ny vahaolana dia ny fampiasaina #vinaigre na #vinaigre_de_cidre (Jereo fa efa misy fanamboarana vinaigre maro ny fizarana tany aloha)
Vinaigre 1 sotro lehibe
Isaky ny rano 1 litatra
AHOANA NO FAMPIASÀNA AZY?
Afangaro amin’ny rano fisotron’ny biby isan’andro, mandritra ny fotoana hilàna azy, dia ho hitanao fa hivaha ny olana
Ampiasaina raha tsy mahalevon-kanina ny biby fiompy, na amin’ny fanovana sakafo, na izy malaindain-komana iny na, na te hanatsara ny fitombony amin’ny alalan’ny fandevonan-kanina tsara rindra ianao
Aza hadino, mikarakara fiofanana manokana izahay natao ho anao te handraharahana amin’ny asa fiompiana tena mampidi-bola
_ANTANANARIVO: 26 – 27 – 28 – 29 AOGOSITRA
Mahombiaza àry tompoko, aza misalasala raha misy fanontaniana
– Malagasy Mandroso – 034 50 067 89
– Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA Anosibe

Felambarika: Un Allié Essentiel pour Votre Élevage

4 days ago
Ianao ve mahafantatra FELAMBARIKA?
Manavotra eo amin’ny Fiompiana ity zava-maniry iray ity, natao ho fitsaboana raha marary ary natao ho fisorohana ihany koa, ka tsara ny hiresahantsika azy androany
Misy fomba maro hampiasantsika azy, fa fomba iray ity, azonao hampiasana azy ho fisorohana ny biby tsy tratry ny aretina ankoatry ny fitsaboana
1. Hamainina ny ravina Felambarika na ilay voany iny, tsara hamainina amin’ny maloka
2. Totoina ho vovony aveo na potehina
FOMBA FAMPIASA AZY
—————————————
1 – Afangaro amin’ny sakafo
2 – Na afangaro amin’ny rano fisotro
3 – Na afafy ao amin’ny tranon’akoho
FANAMARIHANA
Tsara raha atao indray mandeha isan-kerina’dro eo ny fanaovana azy kanefa ilaina voalanjalanja tsara ny fampiasana azy eo amin’ny sakafo
Manasitrana sady misoroka aretina maro ny Felambarika, toy ny: aretin’ny taovam-pisefoina, taovam-pandevonan-kanina, aretin’ny oditra ary miaro ireo biby kely toy ny parasy, tsingaongaotra sns
AHOANA IHANY KOA NY FOMBA FAMPIASANAO AZY HAFA? SORATY EO AMIN’NY KAOMANTERA ÀRY HOENTINTSIKA HIFAMPIZARANA E
– Mpampiofana: Malagasy Mandroso
– Mpiaramiasa: Tranombarotra LIDA Anosibe
#FiofananaMatihanina #Antananarivo #Antsirabe #FifampizaranaTraikefa #FanangananaAsatena

Poulets Australorp : Qualité supérieure, prix attractif

Agricultural Service
Call now
Tia Akoho Race
about an hour ago
Miarahaba sy manaja ny mpankafy rehetra
Ho antsika izay nitady dia ireto misy vokatra maromaro kely

AUSTRALORP
*Couple efa manatody tsara
*zanany 1mois sy 2mois
Kalitao tena tsara atrany no omena antsika rehetra
Aza adino ny manaraka ny pejy fa hisy vokatra maromaro isika
0389475772

Repoussez les moustiques et dormez paisiblement

2 days ago
C’est la saison des moustiques
La façon la plus simple de tuer les moustiques et de dormir tranquillement
Tranchez et trempez les oignons dans un bol ou de l’eau pendant 1h
Vider l’eau trempée dans une bouteille de spray vide
Pulvérisez votre chambre / zone de sommeil
Cette eau repousse les insectes et tue les moustiques autour de vous