Version pdf avokoa izy rehetra ireo ary efa manomboka misy ny boky taratasy raha izay no mety aminao
Boky fitaizana arapanahy
_BOKY RITUEL COMPLET
_BOKY MAINTY
_BOKY SPIRITUEL
_BOKY FAMPIANARANA NUMEROLOGIE
_BOKY MAGIE BLANCHE
_BOKY FAMPIANARANY MAITRE HERY MIAFINA
_HERY ARAPANAHY SY RITUEL COMPLET
_KUNG FU WISA
_HYPNOTISME(fampianarana mibaiko olona @alalany maso ,saina)
_TELEKINESIS (fampianarana mibaiko zavatra @alalany saina)
_HYDROKINESIS (fampianarana mibaiko rano)
_HEVITRY NY NOFY
_HARENA MIAFINA
_FOMBA FIKOLOKOLOANA FITADIDIANA
_SEXOLOGIE
_SIKIDY KARATRA 1 ,2
_BOKY FIRESAHANA @ANJELY
_NY VOLOHAZO SY TAPAKAZO
_NY VAKANA sy NY TONTOLONY
_NY VINTANA MANONGA
_LUMIERE DIVINE
_POUVOIR MENTALE
_SECRET DE REINCARNATION
_MISITERY NY AMPARAHATOKA
_LESONA ARAPANAHY
_FANOKAFANA CHACRAS
_FAMAKIANA TANANA
_FAMPIVOARANA NY SAINA AMAMPANAHY
_FANAFANA ODY RATSY,ODY VARATRA ,SNS
_FAMATARANA NY AO ANTSAINY HAFA
_100 recettes Sorabe magique
_Ny MASO FAHATELO
_FAHALALANA FARATAMPONY GM avoko
_FANANDROANA
_FAMPIAKARANA VIBRATION
_TSIAMBARATELONY SIKIDY
_RITUEL BE MANAIKY
_RAMANJAVONA/ MASO BE TSY MAHITA
_NATIORA MAHAGAGA
_FAMPIANARANA HYPNOSE
_BOKY HERY NY MASO
_VAHAOLANA ARAPITIAVANA
_20 recette arabico
_15 recette arabico
_ASA VAHAOLANA
_DEVELOPPEMENT PERSONNEL
_FIFANDRAISANA @Zazavavindrano/ KALANORO
_HARENA MIAFINA
_LUMIERE DIVINE
_MOT DE POUVOIR
_FANAHY CONSIENT
_MISITERY NY AMPARAHATOKA
_ODY FITIA SY FANAINGA LAVITRA
_POUVOIR INTERIEUR
_ Ny Olona
_ Bible satan
_TSINDRIMANDRY
_BOKY FITSABOANA MALAGASY
_TSIAMBARATELO NY FANAFANA ODY RATSY
Fanamarihina : Pdf alefa par messenger na WatsApp na Email
Boky taratasy :alefa colis na afaka manatitra koa izahay
Parfum Magique Paissa : Attirer l’Argent
3 days ago
Parfum Magique : Paissa (Attire l’Argent)
Attire l’argent.
Ce parfum provoque immanquablement de nombreuses occasions pour gagner de l’argent et favorise de grosses rentrées d’argent.
Averiko indray Herinandro monja ihany dia hijoro vavolombelona eto ianao
Fomba atao :
Fisitonana client
Famafana blocage
Fanarenam-bitana toy n Fakana chance
Fisarihana Harena
Fanalana vorika na mosavy
raha misy zavatra tinao hotanteraka
Fitakiana trosa
Alefaso message amiko ny hoe « SECRET »
Fa Homeko anao ilay vahaolana mahomby
Le poids du jugement : un appel à la réflexion
about an hour ago
FAHAMARINANA MIKASIKA NY FITSARANA
Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo? – 1 Korintiana 5 : 12
Fa ny any ivelany dia tsarain’Andriamanitra. Noho izany, esory aminareo izany olon-dratsy izany. – 1 Korintiana 5 : 13
-Misy ny zavatra natokana hotsarain’olona ary misy ny zavatra natao hotsarain’Andriamanitra.
-Zavatra ilaina manoloana ny zavatra rehetra ny fitsarana.Na amin’ny aranofo na amin’ny arapanahy.
-Tsy hiseho izay tsara sy izay ratsy raha tsy misy ny fitsarana.Ny fitsarana no mampionona izay nanaovandratsy ary koa mampifaly sy mampahery izay olona manao ny tsara.
-Ny fitsarana no hahatonga ny olona nanao ratsy hahazo izay zavatra tena sahaza azy.Ary koa hahatonga ny rariny sy ny hintsiny ary ny fahamarinana hanjaka.
-Tena ilaina ny fitsarana eo an’ivony fiaraha-monina sy ny fiangonana.
Ny mpaminany sy ny mpanjaka teo anivon’ny zanak’Israely dia nolazaina fa nitsara ny Israely.Ary nisy ny mpitondra teo amin’ny zanak’Israely izay natsoina mihintsy hoe:’Mpitsara’
-Andriamanitra dia tsy manohitra ny fitsarana fa kosa mitaky ny hanaovana fitsarana marina sy aradrariny.Ary koa mba olona izay tena mendrika no hitsara.
Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao hoe: Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany. – Jaona 8 : 7
-Jesosy dia tsy nilaza hoe:’tsy azo tsaraina ilay vehivavy tratra nijangajanga na hamela azy fotsiny amin’izao tsy tsaraina fa kosa mba olona tsisy ota no mahazo mitsara ilay vehivavy.
Jesosy dia tsy niteny na nampianatra olona mihintsy hoe:’Aza mitsara fa avelao eo foana ny olona hanao ratsy sy hanimba ary hanampotika ny hafa fa andraso izy hotsaraina amin’ny fitsarana farany na andraso tsarain’Andriamanitra!’
Hoy Jesosy hoe:’Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina. – Jaona 7 : 24
Mahazo mitsara fa manaova fitsarana marina.
-Tsy hilamina ny fiarahamonina tsy misy fitsarana.Tsy hilamina ny fiangonana tsy misy fitsarana.Ilaina ny fitsarana eo anivon’ny fiangonana.
-Hitombo ny faharatsiana sy ny fahotana ary koa ny fahasimbana raha tsy misy ny fitsarana.
-Mampirehitra ny fahatezeran’Andriamanitra ny fiangonana tsy misy fitsarana ny mpino sy ny mpanota fa mamela malalaka ny mpino sy ny pasitera ao aminy hanota sy hanao adalana.
Na dia izany aza dia manan-javatra vitsy hanoherana anao Aho, satria mandefitra amin’ilay vehivavy Jezebela ianao, izay milaza ny tenany ho mpaminanivavy ka mampianatra sady manoloky ny mpanompoko hanao fahavetavetana sy hihinana zavatra naterina tamin’ny sampy. – Apokalypsy 2 : 20
Nanohitra ny fiangonany tany Tyatira Jesosy satria izy ireo tsy nitsara ireo pasitera mijangajanga sy manao fahavetavetana.Namela azy ireo hanompo foana ary hampijangajanga ny fiaingonana,ny mpino sy ny tanora.Hitohy hanao adalana ao ampiangonana foana.
Tokony tsaraina ny mpino sy Pasitera ao ampiangonana fa tsy hiteny fotsiny isika hoe:’Anazy sy Tompo,na azy sy Jesosy izany fa avelao eo fona izy hanao izay tiany atao…Jesosy ,Andriamanitra no hitsara azy…sns,
-Misy ny fitsarana izay andrasan’Andriamanitra mba ataon’ny olony sy ny fiangonany
Misy aminareo va, raha manana ady amin’ny namany, sahy handeha hotsarain’ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan’ny olona masina? – 1 Korintiana 6 : 1
Sa tsy fantatrareo fa ny olona masina dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha izao tontolo izao aza no hotsarainareo, moa tsy mendrika hitsara izay zavatra madinika indrindra va ianareo? – 1 Korintiana 6 : 2
Tsy fantatrareo va fa hitsara anjely isika? mainka fa izay zavatra momba izao fiainana izao? – 1 Korintiana 6 : 3
Koa raha misy hotsarainareo ny amin’ny momba izao fiainana izao, moa izay ataon’ny fiangonana ho tsinontsinona va no tendrenareo ho mpitsara? – 1 Korintiana 6 : 4
-Ny fiangonana,ny mpino, dia tsy tokony ho mpivavaka sy mpihaino tenin’Andriamanitra fotsiny fa tokony ho mpitsara.Hitsara izay mpino manota ao ampiangonana,hitsara ny pasitera manota sy manao adalana.Hitsara ny zavatra tokony hotsaraina ao anatin’ny tokatrano.
Misy zavatra izay efa nolazain’Andriamanitra mazava ao anaty baiboly fa tokony hotsaraintsika ary hanaovantsika fitsarana.
Ny fanaovana fitsarana ny mpanota ao ampiangonana no mampitsahatra ny fahatezeran’Andriamanitra aminy.
« Fa nitsangana nandroso Finehasa ka nanao fitsarana; dia nitsahatra ny areti-mandringana. » – Salamo 106 : 30
-Mihanaka ny faharatsiana,mitombo ny fijangajangana sy ny fahotana eo anivon’ny fiangonana maro satria tsy misy ny fitsarana marina.Manjaka ny tsy rariny,afa maina izay manao ratsy sy mamotika fiainan’olona satria ny olona tokony hitsara dia tsy mitsara.
-Farany na dia manana fahafahana mitsara aza ianao dia aoka hitsara marina,Aoka mba tena olona marina,efa nibebaka sy niala tamin’ny fahotana vao hitsara ny hafa.
Tsy hoe:’enao mpijangajanga be ary mpanao fahavetavetana dia mahita mpangalatra ianao dia hitsara ilay mpangalatra ary hamono azy.’
-Ny fahendrena dia ianao mitsara ny tenanao aloha vao tena mahay mitsara ny hafa.
Aza mitsaratsara olona fahatana,mitsara ivelany,mitsara tsy misy fandinihina sy fanadihadiana,mitsara tsy misy porofo.
Zavatra tena tian’Andriamanitra ny hisiann’ny fitsarana marina eo anivon’ny fiaraha-monina,fiangonana,na dia eo anivon’ny mpanota aza.
Tena nankasitraka an’i Solomona Andriamanitra ary nanome azy ny zavatra rehetra raha nangataka tamin’Andriamanitra mba homeny fahaizana mitsara ny olon’Andriamanitra izy.
« Koa omeo ahy mpanomponao fo mahay mitsara ny olonao, hahaizako manavaka ny soa sy ny ratsy; fa iza moa no mahay mitsara izao olonao betsaka izao? » – 1 Mpanjaka 3 : 9.
« Ka dia hoy Andriamanitra taminy: Satria nangataka izany zavatra izany ianao, fa tsy nangataka ny ho ela velona, na nangataka harena ho anao, na nangataka ny ain’ ny fahavalonao, fa ny fahaizana mitsara no nangatahinao; » – 1 Mpanjaka 3 : 11
Ary na dia izay tsy nangatahinao aza dia efa nomeko anao koa, dia harena sy voninahitra ka tsy hisy mpanjaka tahaka anao amin’ ny andronao rehetra. – 1 Mpanjaka 3 : 13
Omen’i Jesosy fahaizana mitsara anie ianao hanaovanao fitsarana marina eo anivon’ny toerana misy anao
Mivavaha ary mangataha amin’Andriamanitra mba tena hahay mitsara ianao.
Soraty hoe:’Omeo fahaizana mitsara aho Jesosy o’
« Rencontre avec Zanahary : Bénédiction divine »
11 hours ago
Mandrampihaona indray
Zanahary hitahy
« Changez votre vie en une semaine »
Averiko indray Herinandro monja ihany dia hijoro vavolombelona eto ianao
Fomba atao :
Fisitonana client sy fomba azahoana vola be
Famafana blocage
Fanarenam-bitana toy n Fakana chance
Fisarihana Harena
Fanalana vorika na mosavy
raha misy zavatra tinao hotanteraka
Fitakiana trosa
Alefaso message amiko ny hoe « SECRET Fa Homeko anao ilay vahaolana mahomby
Oooooiiiieeehhh, Ity ary masaka!
Tantine Fabiola
18 hours ago
Oooooiiiieeehhh
Ity ary masaka
Tantine Fabiola – Hainy
Hafatra kely: « Andriamanitra tsy mijery ambony fa mijery ambany, ka raha misy zavatra nirinao sy nangatahinao nefa tsy azonao dia tsy anjaranao izy zay »
Réalisation: Cassidi Riccardo
Son: Modart Gasy
Ankafizo