Catégorie dans tosidrà

Tsindahory : Le secret d’une santé naturelle

Ny harena miafina entin’ny zavamaniry #Tsindahory eo @fahasalamana no entina antsika androany.
Manankarena Cuivre; fer; azote; magnesium;calcium;…ny tsindahory.
Manatanjaka ny hery fiarovana izy; Manasitrana fery;goutte; enti-miady @ aretim-pivalanana; Mitsabo ny aty; mampikoriana tsara ny ra ary miaro @ fahatapahana lalan-dra; manala poizina sy ireo loto anaty vatana;fanafody kohaka; sns….
Aseho antsika ny fampiasa azy hoan’ny olona manana tosidra ambony ,na reo ahiana ho tapaka lalan-dra!!!!
Maka fakan’ tsindahory miisa 5 eoeo.
Ampiana tahombary(mololo) miisa 5 ; na ravin_garana anaky 5.
Ampangotrahina anaty rano 1l mahery iray kaopy eoeo mandritra ny 10min .
Tatavanina ary atao anaty recipient.
Sotroina tsikelikely iny ,,,mandritra ny tontolo andro.
#NB :Tsy azo sotroina misesisesy fa mampidina haingana be n tosidra.
>><>>
Raha mila fanazavana fanampiny koa,sy mila fitsaboana ,dia antsoy ny 0382974305 / 0345086076 / 0335848288 na tongava mp.
Natoraly sy azo antoka ny fitsaboana….Maro reo afapo sy sitrana koa aza misalasala!!!!
Mankasitraka antsika rehetra ary mirary fahasalamana
.Samia hotahian’Andriamanitra!!!!!