Catégorie dans Traiteur à domicile

Nem Frais Préparé: 15 pièces Délicieuses

3h
Sur commande
Nem préparé
15 pièces 1 paquet.
(Au poulet, porc, viande de bœuf)
Récupération : besarety
(Afaka tehirizina anaty frigo,tsy misy produit de conservation)

Oliva Rasoamaria : Cocktails & Mignardises

Oliva Rasoamaria
September 19 at 5:54 PM
Miarahaba indray o
Ho antsika mikarakara fety mandray commande foana izahay aa
« Cocktails et mignardises  » 800ar/ pièce ( sucré, salé)
Manao en barquette ihany koa
_ 6000ar (3 salés, 2 sucrés)
_ 8000ar ( 4 salés, 3 sucrés)
MP ary oo
0344935773/0328722046
Manao livraison na récupération Antsahabe en face Alliance Française

Envie de Délicieuses Charcuteries ? Commandez Maintenant

10h
Izahay dia afaka manatitra ireo commande nareo n’aiza n’aiza, amin’ny foatoana rehetra.
Aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina raha toa ka misy commande ianao.
+261 32 05 231 15
Enceinte Mikoja Ampasapito

Formation en Hygiène Alimentaire : Devenez un Pro

Send message
Four T
2d
Famokarana sakafo madio ara-pahasalamana
Izahay dia mikarakara fiofanana momba ny fifehezana ny loza sy ny fomba fanaraha- maso ny famokarana sakafo azo antoka, natokana ho anareo « restaurateur », « transformateu », ary  » traiteur » sy ireo fikirakirana hafa. Ny tanjona dia ahafahanao mamantatra ny zavatra tokony hotandremanao sy inona no fepetra rehefa hamokatra sakafo ianao.
12 Ora ny fiofanana ary mizara roa, adiny 6 isaky ny andininy. Manaraka ireo fepetra iraisam- pirenena, ny eto antoerana.
Asabotsy 26 oktobra:
ny sakafo sy ireo loza mifandraika aminy, sy ireo mety hitranga raha tsy voafehy
Asabotsy 02 Novambra:
Ireo fepetra arahina hiarovana ny loza mandritry ny famokarana
Ny fomba fanaraha- maso manaraka ny fenitra iraisam-pirenena
Ny sarany: 25 000ar isaky ny andininy
Famandrihan-toerana: 0348831107, na mandefasa hafatra
Rehefa mahay mamaky teny gasy ianao dia afaka manaraka ny fiofanana