Catégorie dans vitamine D

« Ostéoporose : Renforcez vos os naturellement »

6 hours ago
« OSTÉOPOROSE »
Mahakasika ny « ostéoporose » indray no horesahinay anio. Fahalemen’ny taolana, araky ny anaran’ity tsy fahatomombanana iray eo amin’ny fahasalamana ity dia lasa « poreux », izany hoe poakaty na trobatrobaka ilay taolana ka malemy mora tapaka.
Misy karazany roa ny « ostéoporose » ary maro ny anton’izany:
« OSTÉOPOROSE PRIMAIRE »: Izy ity dia matetika mahakasika ny vehivavy efa « ménopause », tsy mamokatra ny hormona « œstrogène » ny vatany izay hormone mandamina ny vatan’ny vehivavy manontolo ka miteraka « ostéoporose » eo aminy izany. Izany hoe miteraka ny fahalemen’ny taolana.
« OSTÉOPOROSE SECONDAIRE »: Ity karazany faharoa ity kosa dia vokatry ny fampiasam-batana na fanatanjahantena mafy loatra, mahakasika ny olona efa nahazo taona ihany koa izany ary marihina fa manaranaka ihany koa ilay « ostéoporose », izany hoe efa « Ostéoporotique » mihitsy ny taranaka, ny fanarahana « traitement » amin’ny alalan’ny vokatra ahitana « corticoïde » betsaka ihany koa dia mahatonga izany, ny olona voakasiky ny « insuffisance rénale chronique » dia voakasik’ity aretina ity matetika.
Marihina anefa fa tsy miverina amin’ny laoniny intsony ilay taolana voakasiky ny « ostéoporose » fa ny fomba hitsaboana azy dia ny fanamafisana ilay taolana efa « poreux » no atao mba tsy hisian’ny fahatapahana eo aminy. Izany hoe ny fihinanana sakafo manankarena « calcium »,
 » vitamine K », « vitamine C », « vitamine D », « favonoïde » dia manamafy ilay taolana.
Hamafisinay hatrany fa ilay vokatra natoraly: GAMME D’ENTRETIEN À BASE DE GIROFLE izay hitanao ato aminay dia entina hikarakarana ity aretina iray ity noho izy ahitana ireo otrikaina maro voatanisa etsy ambony. Koa raha hanjifa azy ianao dia antsoy mivantana ny laharana 0347039680 pour commande fa manao livraison gratuite izahay pour tana (7j/7) ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa raha any ianao.
PRIX GAMME D’ENTRETIEN À BASE DE GIROFLE: 35000 ariary(pack de 3 produits).
Mirary soa hatrany.