[« Recettes de Pâtisserie Malagasy : 7 PDFs »]

[« Recettes de Pâtisserie Malagasy : 7 PDFs »]

_te hamorona asa hoanao manokana ve ianao?
_te hahafehy mombamomba pâtisserie ve ianao ?
Natao ho fanampiana anao ity pdf ity , manoro anao @ Kely ka hatramin’ny lehibe indrindra
Pdf miisa 7 be Zao Ary ahitanao recette isankarazany natao amin’ny teny gasy daholo ny fampianarana
Entrée :salade isankarazany, beignet, crêpes, katilesy, croquettes ….sns
Dessert: flan, gâteau
mousse,tarte , verrines, nougat , pancakes …sans
Laoka Malagasy : ahitanao karazana fandrahoana laoko isankarazany
Mofo isankarazany: cake
, flan pâtissier, brioche
, …sns
Sakafo ara-pahasalamana :samboasy , cacapigeon, pizza
, confiture isankarazany, donuts
,…SNS
Nahandro Malagasy :gaufrer, Madeleine, petit pain
, humburger
…..SNS
Glace : esquimaux , glace, clarinette
Tonga de mandefasa hafatra mivantana Zay Liana tompoko
Sarany :5000ar izy rehetra

Soa Pâtisserie

Les commentaires sont fermés.