6 days ago
Efa mafana zany andro zany
Nanao glace aho omaly, tsotra kely ny manao azy a (4 ingrédients)
atoroko ianareo dia mba tonga dia mihinana fa tsy voatery hividy intsony
Ty ary ny recette e:
Ingrédients:
Crème chantilly (danica ny ahy teto) 1/2 l
Sucre glace (siramamy tsotra ihany no nototoiko t@lay broyeur, mixeur kely e) izay fatra mety amiko
Lait concentré 1 (ilay kely)
Parfum izay tiana (vanille ny ahy teto)
1- Kapohina @ batteuse ilay crème ho ferme tsara, atao vitesse maximale,
2- Avy eo araraka moramora ilay ronono sady tohizana ihany ny fikapohana @ batteuse.
3- Andramana ka raha tsy ampy siramamy dia ampiana amin’ilay sucre glace.
4- Alefa ny parfum. Ahodina kely indray mandeha farany mba hifangaro tsara.
5- Ampidirina anaty congélateur mandritra ny 6h minimum
Dia vita ny chocolat
, oadray glace manko e
B O N U S
Malaga: ampiana raisin sec efa nolomana toaka
Chocolat: ampiana chocolat nopotipotehina, colorant marron.
Tutti fruti: ampiana an’ilay gélée de fruit multicolore amidy eny @ pavillon ireny.
Ananas: ampiana parfum mananasy sy colorant jaune, na tena mananasy en dés.
Citron: ampiana zeste de citron sy colorant vert
Fraise: ampiana parfum fraise sy colorant rouge
… Be dia be fa afaka mamorona koa anie e
ilay yaourt confiture no tsy haiko nefa mba tena tiako, ampiana yaourt sy confiture angamba?
mba atoroy ao @ commentaire ho an’izay mahay
Zay fa bon week-end daholo dia aza adinoNy mahasoa by Mi’abonne sy mi-partage ny page Ny mahasoNy mahasoa by Mi’asoa by MNy mahasoa by Mi’hNyNy mahasoa by Mi’ mahasoa by Mi’ Mbola hizara foana aho. Bisous