Sakafo Vita Malagasy

« Sandwichs miaraka amin’ny fromages : Délicieux et abordables »

about an hour ago
Salama daholo ehhhh
!!!
Tato ho ato ianareo dia tena tsikaritray fa tianareo beeee mihitsy ilay sandwich aux poulets anayyyy
Mankasitraka tompokooo!!!
Tena faly tokoa izahay fa tianareo ilay izyyy
!!!
Fa misy koa anefa ny sandwichs miaraka amin’ny fromages anhhhh
, sao adinodinontsika?
Aleo ary aloha averintsika tanisaina izy ireo ehhhh
Sandwich aux oeufs+jambons+fromages: 6.000Ar
Sandwich aux jambons+fromages : 5.000Ar
Sandwich 3 fromages: 4.000Ar
Tena matsiro koa aloha izy ireo ka
Te hahatsiaro na hanandrana ny tsirony mafilotra ianareo?
Andao ary anjifa ehhh
Manomboka amin’ny 10 ora maraina NY livraison antsika ah
034 67 044 79
Araho tsy tapaka ny pejintsika dia tsara alina tompoko

Articles recommandés

« Soupes Van Tan Mine Garnie : Chaudes & Livrées à Domicile »

Pizza facile : Prêt en 5 minutes !