Faux Sciatique : Syndrome du Piriforme, tout comprendre

Faux Sciatique : Syndrome du Piriforme, tout comprendre

November 14, 2023
Miarahaba anao indray izahay ato amin’ny milamina fahasalamana anio. Fampafantarana ny mahakasika ny FAUX SCIATIQUE(SYNDROME DU PIRIFORME) no horesahintsika eto anio. Izany dia ampafantarinay anao mba tsy ampifangaroana azy amin’ny hernie discale na nevralgie sciatique.
Ny piriforme dia muscle izay mitoetra ao amin’ny maoja(hanche) eo ambonin’ny nerf sciatique. Izy no mahatonga anao afaka manetsika ny fe(cuisse) sy mampitombona ny tsara ny valahana(bassin) ary ahafahanao manodina ny maoja(hanche).
Rehefa mihoritra na maratra(mivonto) vokatry ny fihazakazahana amin’ny fikarana na tohatra matetika sy fandehanana amin’ny lalana kisilasila dia manindry ny nerf sciatique izy ka miteraka fanaintanana (irritation du nerf sciatique) dia marary manomboka eo amin’ny valahana(bassin),maoja(hanche),fitombenana ary ny tongotra rehetra toy ny fitrangan’ny hernie discale na nevralgie sciatique fa ny mahasamihafa azy dia tsy marary ny eo amin’ny lamosina ambany(colonne vertébrale L4 na L5 na S1).
Koa raha misy tranga miseho mitovy amin’ireo voalaza rehetra ireo eo aminao dia ity misy vahaolana haingana sady efa nahitana vokatra tsara tamin’ny olona maro ny fanarahana traitement amin’ny alalan’ny gamme d’entretien vaovao ( CATAPLASME DE GIROFLE + HUILE À BASE DE GIROFLE + POUDRE DE GIROFLE POUR INFUSION).koa raha hanjifa azy ianao dia antsoy mivantana ny laharana 0347039680 pour commande fa manao livraison GRATUITE 7j/7 et jour férié izahay raha eto tana ianao ary mandefa any amin’ny faritra ihany koa raha any ianao tompoko.
PRIX GAMME D’ENTRETIEN:35000 ariary/gamme.

Milamina Fahasalamana

Les commentaires sont fermés.