0:00 / 4:00 Masoandro Be Ho anao Mpamboly sy mpiompy, ONG, Fokontany, Commune, Olontsotra mila rano!!! Sao mahasoa anao ity: Paompy afaka mampiakatra rano tsy mila panneaux solaires na courant na lasantsy sy gazoala. Ohatra iray atolotra ho anao ity Insta

0:00 / 4:00
Masoandro Be
Ho anao Mpamboly sy mpiompy, ONG, Fokontany, Commune, Olontsotra mila rano!!!
Sao mahasoa anao ity: Paompy afaka mampiakatra rano tsy mila panneaux solaires na courant na lasantsy sy gazoala.
Ohatra iray atolotra ho anao ity Installation teny Arivonimamo natao ny 28 jolay 2019 ity izay natao hanondrahana fambolena.
Modèle: RANTO 6
Alimentation: 4″
Refoulement: 1″1/4
Hauteur chute: 2.50m
Hauteur refoulement: 40m
Débit refoulé: 15.000Litres/24heures
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala miantso na mandefa mp fa fifaliana ho anay ny hamaly anao.
Masoandro Be, Itaosy, tél: 034 61 633 47
NB: TSY METY AMIN’NY LAVADRANO

Masoandro Be

Les commentaires sont fermés.