+2 Discovering Madagascar #huitres #Tekateka #saucevinaigrette Eny amoron-dranomasina no tena ahitana mpivarotra betsaka ny tekateka, ny huître, ny hima… Malaza ho tena be otrikaina tokoa izy itony ary tena ankafiakn’ny mpanao fanatanjahan-tena sy ny

+2
Discovering Madagascar
#huitres
#Tekateka
#saucevinaigrette
Eny amoron-dranomasina no tena ahitana mpivarotra betsaka ny tekateka, ny huître, ny hima… Malaza ho tena be otrikaina tokoa izy itony ary tena ankafiakn’ny mpanao fanatanjahan-tena sy ny mpanala makafoka rehefa weekend toy izao. Misy toerana ahitana betsaka azy ireto tokoa eto Madagasikara satria dia hahavitana hanampenan-dalana mihintsy ny akorany (@sary) amin’ny toerana sasany.

Les commentaires sont fermés.