2 others MOUSSE NETTOYANTE MALANDY Hazavaina tsotsotra amintsika ny tena asany sy ny tombontsoa azo avy amin’ny fampiasana azy : Ny mousse nettoyante dia avy amin’ny akora natoraly avokoa ny nanamboarana azy toy ny ronono , tapotsin’atody ary farine

2 others MOUSSE NETTOYANTE MALANDY Hazavaina tsotsotra amintsika ny tena asany sy ny tombontsoa azo avy amin’ny fampiasana azy : Ny mousse nettoyante dia avy amin’ny akora natoraly avokoa ny nanamboarana azy toy ny ronono , tapotsin’atody ary farine

2 others
MOUSSE NETTOYANTE MALANDY
Hazavaina tsotsotra amintsika ny tena asany sy ny tombontsoa azo avy amin’ny fampiasana azy :
Ny mousse nettoyante dia avy amin’ny akora natoraly avokoa ny nanamboarana azy toy ny ronono
, tapotsin’atody
ary farine de blé
,….
Ireto avy ary ny tombotsoa azo avy amin’ny fampiasana azy :
Manadio ifotony ny tarehy,ka manala ny loto sy ny microbes rehetra izay miangona ao anaty maso-koditra, izay tena manimba sy mamotika ny tarehy tokoa izy ireny .
Manampy am fanalana haingana ny panda ,mony , tasy ny fampiasana mousse ..indrindra2 ireo panda sy tasy matevina izay sarotra esorina ( ampiarahina am crème anti-tache)
Tena mety tsara ho any hoditra somary malefaka na sensibles ny mousse, satria manatsara ny kalitaony hoditra sy mampatevina ny hodi-tava manify .
Ny mousse koa dia Anti-oxydant.. Réparatrice no sady Assouplissante ihany koa : mandrindra ny fikorianany ra ary misoroka ny fahanterany hoditra aloha loatra( manampy amin’ny fanalana rides , kentrona , miroraka am tarehy ..)
ary mampihenjana tsara ny hodi-tava.
Mitsabo sy miaro ny tarehy mba tsy ho simba..ary manome hery sy aina vao ho any hoditra mba tsy harefo na ho sensible.
Manamandina ary mampalama tsara ny hodi-tava no sady mampikatona ny masokoditra ihany koa .
Mitsabo ny tarehy menamena sy mainy masoandro ary manome teint na loko natoraly ho any hodi-tava.
Manadio ary manazava ny endrika ..Manafotsy ny tarehy haingana ( ampiarahina am crème Blanchissante )
Mampitovy tsara ny lokony tarehy sy ny tenda ny fampiasana mousse mba tsy hiavaka bé.
ireo ary ny fanazavana tsotsotra momba ity vokatra vaovao ity ankotranizay mbola tsy voatanisa eto.. satria betsaka tokoa ianareo no manontany ao am mp , ka dia novaliako eto sy nazavaiko aminy antsipiriany..
…Marihina fa tena ilain’ny hodi-tava tokoa ny fampiasana azy io.
Izay ndray ary…aza miandry ela fa midira mp avy hatrany ,rah te hanao manjamanja fa efa akaiky ny fetin’ny Reny..
MANJA MALANDY : NY TSIAMBARATELON’NY FAHAMANJANA

Manja Malandy

Les commentaires sont fermés.