Ahoana ny fisehon’ny sinusite Marary andoha lava Tsentsina ny orona, tsy afa miaina tsara Manisin-delo matetika Mivoaka rehoka mavo na maitso ny orona … Inona no mahatonga ny sinusite Sery matetika Allergie Ny bactérie any amin’ny taovam-pisefoana

Ahoana ny fisehon’ny sinusite
Marary andoha lava
Tsentsina ny orona, tsy afa miaina tsara
Manisin-delo matetika
Mivoaka rehoka mavo na maitso ny orona

Inona no mahatonga ny sinusite
Sery matetika
Allergie
Ny bactérie any amin’ny taovam-pisefoana
areti-nify

Inona no fitsaboana tokony atao
EFA MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY TSY MILA MANDANY VOLA ARY TSY MISY RESAKA PILE NA FANAFODY FA ZAVAMANIRY NATORALY NO ATORO ANAO.
TANDREMO FA METY HITERAKA FAHAFATESANA RAHA TOA KA TSY VOATsabo

Salama Raokandro

Les commentaires sont fermés.