ALERTE SAKAFO MORA
Vakio hatram farany anie ….
Ndao mba hiala kely @ burger sy sandwich isika @ty herinandro vaovao ity, sa ahona hoy nareo ?
Offre tena bobaka be indray no aroso aminareo @
vidiny mirary hatrang
DAÔLY DAÔLY ~ 40.000 Ar
Rehefa micommande an’ito offre ito ianao dia mahazo PIZZA 2 be izao
Afaka misafidy tsara ianao hoe inona ny saveurs ary tsy voatery atao mitovy
Manaraka izay dia ho arosonay aminao ihany koa ny spaghetti bolognaise
Tsiro miavaka kely satria sautés au beurre
Ary tsy adino ny plat carnivore izay ahitana KARAZANA HENA maro
:
ao ny saucisse fumée
ao ihany koa ny poulet laqué
tsy adino ny steak
mbola ampiana brochettes koa ireo
ary ny accompagnement frites mazava ho avy miaraka @ sauces
Dia diniho amzany fa ireo rehetra voatanisa teo ireo no 40.000 Ar
Koa aiza indray no mbola misy otranzany
Tagueo ny namana dia ndao hisakafo eeee
Livraison : 034.33.323.38 na MP
ALERTE SAKAFO MORA Vakio hatram farany anie …. Ndao mba hiala kely @ burger sy sandwich isika @ty herinandro vaovao ity, sa ahona hoy nareo ? Offre tena bobaka be indray no aroso aminareo @ vidiny mirary hatrang DAÔLY DAÔLY ~ 40.000 Ar Rehefa micomma
