ANANAMBO Sakafo feno ny Ananambo (hita ao aminy daholo na fer, na calcium na potassium na vitamine na protéine) Mbola mahasitrana aretina maro ihany koa : Mistabiliser tension izy Manasitrana ny aretim-bavony

ANANAMBO
Sakafo feno ny Ananambo (hita ao aminy daholo na fer, na calcium na potassium na vitamine na protéine)
Mbola mahasitrana aretina maro ihany koa :

Mistabiliser tension izy

Manasitrana ny aretim-bavony

Misoroka ny aretin’aty

Manadio tsinay

Manasitrana ny fanaviana sns….
Tena ilaina be ny fambolena azy fa sady tsy mila toerana ngeza be izy
Koa aza misalasala ary fa tongava
mp
Manao livraison izahay
Mandefa faritra ihany koa

Varotra Zanakazo Sy Voankazo

Les commentaires sont fermés.