Anjaran’ny Mandrimena sy manodidina indray ary izao no miofana MAIMAIMPOANA momba ireo teknika tokony atao amin’ny voly rehefa fahavaratra ny andro e !
– Lohahevitra : FAMBOLENA SY FIKOLOKOLOANA NY VOLY AMIN’NY FAHAVARATRA
– Andro : amin’ny alakamisy 23 novambra 2023
- Toerana : ao amin’ny ISTS Mamdrimena
– Fotoana : manomboka amin’ny 9 ora maraina
#Agrivet #Tranombarotra #Fiofanana #Fampiofonana #Fambolena #VolyAvotra #AntokyNyVokatra #Mandrimena