ANTANANARIVO Mihezaka hatrany aho ny manantona akaiky anareo eto Antananarivo@ fisitrahana ny fampianarana. Koa tonga ary ny fotoana ho antsika manodidina ny faritra ANOSY rehetra indray izao 2 ANDRO ny faharetany fianaran

ANTANANARIVO Mihezaka hatrany aho ny manantona akaiky anareo eto Antananarivo@ fisitrahana ny fampianarana. Koa tonga ary ny fotoana ho antsika manodidina ny faritra ANOSY rehetra indray izao 2 ANDRO ny faharetany fianaran

ANTANANARIVO
Mihezaka hatrany aho ny manantona akaiky anareo eto Antananarivo@ fisitrahana ny fampianarana.
Koa tonga ary ny fotoana ho antsika manodidina ny faritra ANOSY rehetra indray izao
2 ANDRO ny faharetany fianarana
Ny 01-02 décembre hoavy izao ary ny fotoana omeko anareo (zoma sy sabotsy io). Ao@ MOTEL ANOSY
Koa:
Mpivarotra ve ianao ? Na ko hoe manao vente sur commande ka te hanatsara ny productions ‘anao
Te hanatsara ny productions ho modernes kokoa ?
Te hafantatra ny game de productions sy tendances
Na koa te hianatra ireo pâtisserie de base ?
Natokana ho anao ary ity MASTERCLASS ESPRIT BOUTIQUE ity satria fampianarana feno no atolotra ho anareo@ alalany théorie sy pratique ary @ méthode tsotra nefa tsara
@maha esprit boutique azy dia miompana @gateaux individuels(gâteaux vitrines) izay ahaizanao Karazana gâteaux portion @endriny sy tsiro samy hafa
Toizao ny lamina :
Ny zavatra hianarana :
_Mianatra ny marketing de vente ahafahanao misarika clients sy mitazona clients
-Mianatra karazana gâteaux 15 isa @parfum, sy endriny Samy hafa(atoro anao pas à pas A_Z) @alalany théorie sy pratique
-Mianatra glaçage
-Mianatra Karazana insert
-Mianatra décorations gâteaux portion miaraka @ technique perfection
-Mianatra karazana crème
-Mianatra Karazana génoise moderne
-Mianatra Karazana parfum izay tsy fahitanao
-Mianatra perfection fanapahana gâteaux individuel

BONUS
Koa satria mo akaiky fety isika izao dia nomeko bonus ianareo mpianatra hoavy.

Karazana bûche de Noël mihisa 4 no atolotro anareo @hendriny sy parfum samy hafa mba entinareo hiatrehana ny fety
Toizao ny fepetra:
_Ny saram_pianarana 200 000 ariary (azonao aloha indro mando)
_Afaka mitondra appareil photo na caméra hanampy anao @fitadidiana
_mitondra tablier sy chiffon fa hampiainana mivantana ianao
Mitondra boîte à dégustatio

Mamihery Rakotomalala

Les commentaires sont fermés.