Betsaka ny offre nandalo fa KALAKY ihanh nenay eee
Betsaka tokoa nareo no tena tsy miala @ ito offre iray ito
Misy isak’hernandro dia tsy maintsy mi-KALAKY kely foana
Mbola dispo izy io ary ao anaty menu mihitsy
Miandry anareo ary zahay androany aty Ankadifotsy na Isoraka dia mba hiaraka hi-KALAKY isika
Livraison : 034.33.323.38 na MP
Betsaka ny offre nandalo fa KALAKY ihanh nenay eee Betsaka tokoa nareo no tena tsy miala @ ito offre iray ito Misy isak’hernandro dia tsy maintsy mi-KALAKY kely foana Mbola dispo izy io ary ao anaty menu mihitsy Miandry anareo ary zahay androany aty
