Biogaz
Angovo tsotra sy madio
zezika dia efa ampy hanodinana azy, izay azahoanao afo andrahoana sakafo, afaka hanaovana chauffage, afaka mahazo jiro amin’ny alalan’ny #Biogaz koa isika
Misy #formation_Biogaz izay karakarainay ny Asabotsy 26 Aogositra 2023 izao, koa manasa anao ho tonga raha te ahafantatra bebe kokoa momba izay ianao
Toerana
Lycée privé La petite merveille Loharanombato (eo anelanelan’i vinany Itaosy sy Ampitatafika )
Frais de formation
40 000ar
Izay ahazainao ny:
Ny momban’ny BIOGAZ rehetra
Installation Biodigesteur & kit Biogaz
Calcul dimensionnement ( izay ilaina rehetra)
…..
Afaka manao #installation_Biogaz ihany koa izahay ekipan’ny #énergie_et_matériaux_verts , Injeniera efa matianina ny amin’izany
koa aza misalasala ary miantso anay
0346996438 na koa mandefa hafatra miafina
#énergieverte
#biogaz