BOKY FIOMPIANA AKOHO GASY
Fantatrao ve fa asa tena tsara ny fiompiana akoho gasy, asa mahavelona
Tsy voatery mampiasa vola be fa miainga amin’ny zay misy eo ampelatanan Misy boky fiompiana akoho gasy nohatsaraina Izay mampiaofana anao feno
Azahoana Vokatra tsara sy hialana amin’ny faty antoka, sy ireo aretina rehetra ary fomba fikarakarana ny sakafony, fahasalamany, ny tranony, sns…
Ny boky dia vakina amin’ny téléphone ary alefako aminao ao message ihany
Mp avy hatrany zay Liana
1000ar ny vidiny
BOKY FIOMPIANA AKOHO GASY Fantatrao ve fa asa tena tsara ny fiompiana akoho gasy, asa mahavelona Tsy voatery mampiasa vola be fa miainga amin’ny zay misy eo ampelatanan Misy boky fiompiana akoho gasy nohatsaraina Izay mampiaofana anao feno Azahoana Vok
