Crème caramel
Recette
Ronono 1Lt
Atody 6
Siramamy 50 gm
Zest citron 1 na vanille
Siramamy pour caramel 150 gm
Alefa anaty casserole ny ronono Dia ataingina ambony afo hafana tsy mamay be mo tsy mangatsika fa antonony
Rehefa Zay Dia kapoy ny atody 6 Dia alefaso ao am lay ronono mafana teo, alefaso ao koa lay siramamy 50 gm + lay zest citron n’a vanille
Afangaro tsara
Aveo maka lapoaly dia ataingina ambony fatana aminy afo malefaka, Dia alefaso ao lay siramamy 150 gm mba ho Tonga caramel miloko marron
Rehefa mitsonika tsara Dia alefaso anaty Moule lay siramamy, ataovy manerana tsara aminy sisiny moule
Aveo alefaso ilay ronono efa vonona tery ambony Dia vita
Alefa ao anaty four préchauffé 100 degré pendant 1h
Rehefa masaka dia alefa frigo tapakandro na ndray Alina Zay vao aoka ambony plat
Crème caramel Recette Ronono 1Lt Atody 6 Siramamy 50 gm Zest citron 1 na vanille Siramamy pour caramel 150 gm Alefa anaty casserole ny ronono Dia ataingina ambony afo hafana tsy mamay be mo tsy mangatsika fa antonony Rehefa Zay Dia kapoy ny atody 6 D
