CREME MANAFOTSY TANTERAKA NY VATANA Tena manafotsy tanteraka ny vatana mintsy izy ity , ary ao anatin’ny 2 na 3 andro monja, dia efa mahita fiovana avy hatrany ianao. … Ka ho anao izay somary zarazara hoditra nefa te ho fotsy na tinao hazava kok

CREME MANAFOTSY TANTERAKA NY VATANA
Tena manafotsy tanteraka ny vatana mintsy izy ity , ary ao anatin’ny 2 na 3 andro monja, dia efa mahita fiovana avy hatrany ianao. …
Ka ho anao izay somary zarazara hoditra nefa te ho fotsy
na tinao hazava kokoa ny hoditrao
, aza miandry ela intsony , fa natao ho anao indrindra izy ity
, ary ao anatin’ny fotoana fohy monja , dia hohitanao fa hihafotsy sy hazava ny hoditrao .
Vokatra natoraly ( a base lait de baobab) no nanamboarana azy
azo antoka tsara …
Vita Malagasy…
tsisy fiatraikany ratsy…
ary tena mandaitra 100%.
Betsaka tokoa ianareo no efa nanjifa azy ity … ary afa-po tanteraka tamin’ny fampiasana azy
Ka ho anareo izay mbola tsy nahazo …dia aza misalasala intsony , fa tsy ho diso anjara amin’izany koa ianao
*** NB: Marihina fa misy ihany koa ny crème manafotsy tarehy
Andramo ary fa ho Manjamanja sy Tanora lalandava foana ianao , rehefa miaraka aminay ,.,..miaraka am Manja Malandy e
MANJA MALANDY : NY TSIAMBARATELON’NY FAHAMANJANA

Manja Malandy

Les commentaires sont fermés.